Catégorie Socio-eco



EGYPTE: Hitondra ny fahaiza-manaony amin’ny fitantanana ny rano sy famatsiana rano ho an’ny fambolena eto Madagasikara


Hiafara-amin’ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa. Nanao fitsidihana tany Egypte ny  delagasiona malagasy nahitana ny  Ministry ny rano, ny fanadiovana ary fidiovana, Fidiniavo Ravokatra, ny Governoran’ny faritra Androy – Soja Tsimandilatse Lahimaro sy ny Governoran’ny faritra Anosy – Jocelyn Raharimbola ary ny Talen’ny kabinetran’ny Ministeran’ny rano ny 27 aogositra ka hatramin’ny 2 septambra 2022. Continuer la lecture


JMJ MADA 2022: Tanora mpilatsaka an-tsitrapo miisa 600 hanentana ireo mpivahiny momba ny fiovan’ny toetrandro sy fiarovana ny tontolo iainana


Hetsika lehibe mitondra fiovam-pihetsika ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny tanora (JMJ).  Anisany voizina  mandritra ny JMJ MADA andiany faha-10 atao eto Antsirabe nanomboka ny 30 aogositra 2022 ka hatramin’ny 04 septambra 2022 ny fiarovana ny tranobe iombonana na ny planeta tany, ao anatin’izany ny fikajiana ny tontolo iainana. Continuer la lecture