Fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny 03 may. Amin’ity androany ity, miarahaba ny mpanao gazety Malagasy rehetra ny fikambanana AIFM (Alliance Internationale des Femmes de France et Madagascar). Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
4 G ORANGE: Hanatsara ny toe-karena ao Toliara sy Ihosy
Nitohy tany Toliara sy Ihosy ny fanapariahana ny “réseau 4 G” an’ny Orange. Mampiodina ny sehatra ara-toekarena ao amin’ireo toerana ireo ny indostria, ny fiompiana, ny fambolena, fizahan-tany. Hanatsara ny kalitaon’ny asan’ny mpandraharaha any an-toerana ny fahatongavan’ny 4 G an’ny Orange. Continuer la lecture
Fikambanana Capricornus : Nanolo-tanana ireo voaaro tamin’ny fanolanana
Sambany ny sampandraharaha Vonjy, mandray an-tanana ireo ankizy sy tanora niharan’ny herisetra ara-nofo no nahazo fanampiana avy any amin’ny fikambanana mpanao asa sosialy. Continuer la lecture
Fikambanan’ny Ben’ny tanàna Analamanga : Matahotra miteny kanefa be hataka
Tapaka tamin’ny fivorian’ny fikambanan’ny ben’ny tanàna, faritra Analamanga fa raha te haneho hevitra momba ny raharaham-pirenena ny ben’ny tanàna dia tokony amin’ny anarany manokana na ny kaominina tantanany fa tsy amin’ny alalan’ny fikambanana. Continuer la lecture
Sendikan’ny mpiasan’ny fadintseranana: Manambana ny hitokona
Manohana ny hetsika tarihin’ny solombavambahoaka TIM sy MAPAR ny sendikan’ny mpiasan’ny fadintseranana (SEMPIDOU). Continuer la lecture
FIFANINANANA TETIKASA: Nahazo tohana ara-bola ireo nandresy
Nambara tamin’ny fomba ofisialy omaly 24 aprily 2018 ireo mpandresy tamin’ny fifaninana tetikasa Newcopark 2018. Continuer la lecture
PASSEPORT AFRICAIN UNIQUE: Accès libre pour les Africains
« La délivrance d’un passeport africain sera accélérée afin que les Africains puissent circuler librement ». Tel est l’un des sujets discutés pendant le Forum de Tana 2018 qui s’est tenu à Bahir Dar Ethiopie, le 21 au 22 avril 2018, sous le thème « la sécurité en Afrique, les financements et la réforme de l’Union Africain. Continuer la lecture
PASIPAORO AFRIKANA : Hivezivezy malalaka ny mponina aty Afrika
« Ho hafainganina ny fanomezana pasipaoro Afrikana ahafahan’ny mponin’i Afrika mivezivezy malalaka ». Continuer la lecture
Tranon’ny mpianatra eny Ankatso: Korontana lalandava …
Misedra fandroahana ireo mpianatra sasantsasany mipetraka amin’ny tranon’ny mpianatry ny oniversite Antananarivo eny Ambohipo, Ambolonkandrina, Ankatso I sy II. Continuer la lecture
Olana arak’asa : Mitaky fiovana toe-tsaina
Mitari-dalana ny tanora manana diplaoma na tsia, sy ireo manana olana arak’asa ny fikambanana ASTAFIM (“Antoky ho an’ny Tanora ho Fampandrosoana Ifotony eto Madagasikara”). Miompana amin’ny lafiny sosialy ny vinan’asan’ny fikambanana. Continuer la lecture




















