Tantsaha mpamokatra lavanila sy ny ankohonany, ao amin’ny faritra SAVA, manodidina ny 50.000 hahazo fiantohana ara-pahasalamana maimaim-poana. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
« CLUB EXPORT REUNION » : Andray anjara ny GEM
Ho tanterahana any amin’ny nosy “La Reunion” ny fihaonana iraisam-pirenena ho fampandrosoana maharitra ( Rencontres internationals du développement durable-inscrire nos îles dans un futur désirable) ny 21 Novambra 2018 ka hatramin’ny 23 novambra 2018. Continuer la lecture
HETRA PHONE : Manamora ny fandoavan-ketra
Ny ivon-ketra eny Faravohitra sy eny Alasora no hanaovana andrana voalohany amin’ny fandoavan-ketra amin’ny alalan’ny finday. Continuer la lecture
OMS: Ho fantatra amin’ny jona 2018 fa fongotra ny lefakozatra
Nanamarina ireo antontan-taratasy iatrehana ny fanadinana ahazoan’i Madagasikara ny fanamarinana fahafongoran’ny aretina lefakozatra ny delegasiona avy amin’ny vaomiera misahana ny fanomezana izany ho an’ny faritra Afrika (CRCA). Continuer la lecture
VONDRONA EROPEANINA : Namokatra ny fiarahamiasa tamin’i Madagasikara
Hetsika maro no hanamarihana ny faha- 60 taonan’ny fiarahamiasan’ny vondrona eropeanina amin’ny firenena Malagasy. Continuer la lecture
Famatsiam-bola avy amin’ny AFD: Tetikasa roa indray nosoniavina
Ho fitohizan’ny fiarahamiasan’ny fanjakana Malagasy sy ny Agence Française de Développement (AFD), tetikasa roa no natao sonia ny 02 mey 2018. Continuer la lecture
Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety: Mampita ny hafatry ny rainy i Francine Ranaivo
Fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny 03 may. Amin’ity androany ity, miarahaba ny mpanao gazety Malagasy rehetra ny fikambanana AIFM (Alliance Internationale des Femmes de France et Madagascar). Continuer la lecture
4 G ORANGE: Hanatsara ny toe-karena ao Toliara sy Ihosy
Nitohy tany Toliara sy Ihosy ny fanapariahana ny “réseau 4 G” an’ny Orange. Mampiodina ny sehatra ara-toekarena ao amin’ireo toerana ireo ny indostria, ny fiompiana, ny fambolena, fizahan-tany. Hanatsara ny kalitaon’ny asan’ny mpandraharaha any an-toerana ny fahatongavan’ny 4 G an’ny Orange. Continuer la lecture
Fikambanana Capricornus : Nanolo-tanana ireo voaaro tamin’ny fanolanana
Sambany ny sampandraharaha Vonjy, mandray an-tanana ireo ankizy sy tanora niharan’ny herisetra ara-nofo no nahazo fanampiana avy any amin’ny fikambanana mpanao asa sosialy. Continuer la lecture
Fikambanan’ny Ben’ny tanàna Analamanga : Matahotra miteny kanefa be hataka
Tapaka tamin’ny fivorian’ny fikambanan’ny ben’ny tanàna, faritra Analamanga fa raha te haneho hevitra momba ny raharaham-pirenena ny ben’ny tanàna dia tokony amin’ny anarany manokana na ny kaominina tantanany fa tsy amin’ny alalan’ny fikambanana. Continuer la lecture





















