Niampy indray ny vehivavy milaza ny ho filatsahan-kofidiana ho filoham-pirenena amin’ity taona ity. Mahatsapa ny filoha nasionalin’ny « Parti Liberal Démocrate » (PLD), Sarah Rabeharisoa fa mila fanovàna ny fomba fanaovana politika eto Madagasikara. Continuer la lecture
Catégorie Actus
TIC BUS : Hampihena ny elanelana amin’ny samy Malagasy
Hametrahana TIC Bus ireo tanan-dehibe rehetra eto Madagasikara. Ao anatin’ny vinan’ny ministeran’ny paositra, ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy mirindra (MPTDN) ny hanampiana ny Malagasy tsy ankanavaka mba hampiasa ny « connexion internet » sy hahay hifehy ireo fitaovana nomerika. Continuer la lecture
JEAN NIRINA RAFANOMEZANTSOA : Tsy ho kandida filohampirenena indray
Azo antoka fa tsy ho isan’ny kandida ho filohampirenena i Jean Nirina Rafanomezantsoa. Nilaza ny tenany fa taratasy tokana sisa no tsy ampy kanefa raha tsy feno io dia tsy ho voaray ny antontan-taratasy filatsahan-ko fidiany. Continuer la lecture
FIAROVANA NY ZON’NY TANTSAHA: Hanao ny asan’ny fanjakana ny sehatra tsy miankina
Tsy misy mpiahy ireo tantsaha ao amin’ny distrikan’Imanja, faritra Menabe. Ny tany anefa mamokatra saingy ny ho enti-manana no tsy ampy na tsy misy. Continuer la lecture
FIER MADA: Mahaliana ny rehetra
Feno 20 taona ny FIER MADA. Nitombo ny mpandray anjara tamin’ny andiany faha-20. Nisy mpandray anjara 50 isa tsy nahazo trano heva satria tsy homby intsony ny toerana, araka ny fitantaran’ny mpikarakara. Continuer la lecture
GREVY ENY ANKATSO: Miato ao anatin’ny herinandro vitsivitsy
Rehefa nivory ny toko telo mahamasa-nahandro eny amin’ny oniversite Antananarivo dia tapa-kevitra fa hanatsahatra ny fitokonana. Continuer la lecture
MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: Mampivady ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fanatanjahantena
Nasiam-panovàna ny làlana hizoran’ireo atleta handray anjara amin’ny « Marathon International de Tana » (MIT) andiany faha-18. Continuer la lecture
FAHASAMBARAN’NY MPIVADY : Voavidy vola
Akora voajanahary tsy miteraka voka-dratsy 100 % hikoloana ny endrika amam-bika ny vokatra vokarin’ny HBSN (Huile de beauté et soins naturels). Continuer la lecture
PIF TIC: Manampy ny tantsaha hifehy ny teknolojia
13 ny ivon-toerana hanovozana ny loharanom-pahalalana ho an’ny olom-pirenena te handroso (PIF TIC). Vao avy notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 30 jolay 2018 lasa teo ny tranon’ny PIF TIC eto Antananarivo. Continuer la lecture
FANAMBOARAN-DALANA : Fototry ny “kidnapping” tao Tsaratanàna
Tao anatin’ny efa-bolana, nisesy lany ny “kidnapping” tao amin’ny distrikan’i Tsaratanàna. Araka ny fanazavan’ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana, Jaona Ratefiarivony fa trangana fakana an-kery miisa dimy no niseho. Continuer la lecture





















