« Tsy ho mpiasan’olona intsony ny tanora fa hanorina orinasa ho azy manokana ». Hametraka famatsiam-bola ho an’ny tanora Malagasy manana tetikasa izay tsy mandalo fanjakana i Ny Rado Rafalimanana sy ireo mpiara-miombon’antoka miaraka aminy. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FAHASAROTANA MANDRITRA NY FAMPITERAHANA : Manatsara ny fahaizan’ny rasazy
Nahazo fitaovana fampiterahana hanaovana fanazaran’asa avy amin’ny vahoaka Amerikanina (USAID) ny holafitry ny mpampivelona. Continuer la lecture
Jean Jacques RATSIETISON : Miala avy hatrany raha tsy tanteraka ny fampanantenana
«Manao fifamatorana amin’ny vahoaka Malagasy aho. Iray vola hitsanganan’ny governemanta, hidina antsasany ny vidin’entana amin’ny andavanandro, ny solika…afaka roa taona hitondrako ny firenena, hampidina antsasany indray mandeha indray ny vidin’entana isan-karazany izay efa nidina teo aloha. Continuer la lecture
FITRANDRAHANA NY HARENA AN-KIBON’NY TANY : « Win win » miaraka amin’i Mailhol
« Izay tsy manaiky zara-mitovy dia ho foanana ny taratasy fahazoan-dalana mitrandraka ny harena an-kibon’ny tany », hoy i Pasitera Mailhol nandritra ny fotoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka ny fifidianana sy ny tenany izay kandida amin’ny fifidianana filohampirenena. Continuer la lecture
Mpanao gazety miatrika fotoam-pifidianana: Nitohy tao Antsirabe ny fampiofanana
Tao aorian’i Toliary sy Fianarantsoa dia nitohy tao Antsirabe ny fiofanana ho an’ireo mpanao gazety momba ny fiatrehana ny fifidianana ho filoham-pirenena amin’ny 7 Novambra 2018 izao. Continuer la lecture
VOROMAHERY : Vondrona miaro sy manohana an’i Hery Rajaonarimampianina
« Mendrika tohizana ny zava-bita ». Miantso ny hirotsahan’i Hery Rajaonarimampianina ho kandida amin’ny fifidianana filohampirenena ny 07 novambra 2018 ny VOROMAHERY mba ahafahana manatratra ny vina Fisandratana 2030. Continuer la lecture
HOPITALY ANDOHATAPENAKA : Niampy ny fitaovana fitarafana homamiadana
Hitan’ny « gama caméra scanner » avokoa ireo faritra misy sela homamiadana (cellule cancereuse) ao amin’ny vatan’olombelona iray. Continuer la lecture
KANDIDA AN’NY GFFM : Pasitera fa tsy mpanao politika
Nanatitra ny taratasy filatsahan-ko fidiana ny kandida natolotry ny antoko politika GFFM (Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara). Continuer la lecture
FANIRISOA ERNAIVO: Handray an-tanana ny mpitrongy vao homana
Alarobia 08 aogositra 2018, nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-ko fidiany teny amin’ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana i Fanirisoa Ernaivo. Continuer la lecture
Kaominina Ivato: Miverina amin’ny vahoaka ny volany
Nitsidika ireo foto-drafitr’asa efa vita sy an-dalam-pahavitàna ny ben’ny tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy ao amin’ny kaominina Ivato. Continuer la lecture





















