« Ho raisina ny anaran’ireo tsy an’asa eto Antananarivo amin’ny taona ho avy ». Continuer la lecture
Catégorie Actus
Eric Guanomad: Hikôtikôty vehivavy
Hifarana ny Talata 21 Aogositra 2018 ho avy izao ny fanaterana ny antonta-taratasy filatsaha-ko fidiana ho filohampirenena izay hatao amin’ny 7 Novambra 2018. Continuer la lecture
Kandida Serge Jovial Imbeh : 80 % ny vinam-piarahamonina efa vita fifanarahana
Miandry ny fahalaniany ho filohampirenena Malagasy sisa ny kandida natolotry ny antoko politika AFIMA na Antoky ny fivoaran’ny Malagasy. Mpahay toe-karena ary efa filoha lefitry ny banky Amerikanina i Serge Jovial Imbeh. Continuer la lecture
ANTOKO MDM : Mifameno ny fifidianana sy ny fanorenana ifotony
Mahatsapa ny antoko politika Mientana ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara (MDM) fa tsy mifanipaka velively ny firosoana amin’ny fifidianana filohampirenena sy ny fanorenana ifotony. Continuer la lecture
ANTOKO AVANA : Kandida tokana tohanany i Andry Rajoelina
Tao anatin’ny efa-taona no nanomanana ny fifidianana ny antoko AVANA (Antoko ny Vahoaka Aloha No Andrianina). Nifanerasera tamin’i Andry Rajoelina ny antoko nandritra izay fotoana izay. Continuer la lecture
Kandidà Rajaonarimampianina: “Ny Asa vita no ifandrefesana”
Ela niandrasana ny vahoaka, tonga ny fotoana tsy maintsy nanambaran’ny Filohampirenena Rajaonarimampianina Hery ny filatsahany ho fidina. Continuer la lecture
Coups bas …
L’opinion publique sera fixée sur la liste officielle des candidats à l’élection présidentielle le 26 août prochain après que la Haute Cour Constitutionnelle ait statué sur les dossiers de candidature qui lui sont parvenus jusqu’au 21 août. Continuer la lecture
DHD :Tsy mahatoky ny CENI
Ilaina amboarina ny fitsipi-dalao raha tiana hahomby sy azo antoka ny fifidianana. Tsy laharam-pamehana ny fanatanterahana ny fifidianana fa ny eo ihany ny eo ho an’ny antoko politika Dina maHa-olona sy Demokrasia (DHD). Continuer la lecture
KANDIDA RADILOFE MAMY RICHARD : Laharam-pamehana ny zava-drehetra
Nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-ko fidiany Radilofe Mamy Richard omaly 16 aogositra 2018. Mpisolovava izy ary ny antoko politika Roso ho an’ny Demokrasia Sosialy (RDS) no nanolotra azy ho kandida amin’ny fifidianana filohampirenena. Continuer la lecture
OPENFLEX: Rindram-baikom-pitantanana orinasa
Miroborobo manaraka ny teknolojia ankehitriny ny fisian’ny rindram-baiko isan-karazany. Mivoatra ny fomba fampiasana ny rindram-baiko amin’ireny orinasa ireny. Continuer la lecture





















