Mitaraina avokoa ny kandida amin’ny tsy fahatomombanan’ny fifidianana izay ho filohan’ny repoblika. Mifanesy maneho hevitra ireo mpanao politika momban’ny fisian’ny hala-bato. Continuer la lecture
Catégorie Actus
E-MEDIA: Manofana ireo tsy manana BAC
Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo mpianatra te handalina ny asa momba ny sary (image) n any feo (son) na ny «web» kanefa tsy manana diplaoma bakalorea. Continuer la lecture
KOMITY MANOHANA AN’I FANIRISOA ERNAIVO: “Aoka izay ny mizàna tsindrin’ila”
Mitaky ny hanafoanana tsy misy hatak’andro fanapahana ny karaman’ny kandida Fanirisoa Ernaivo ny komity mpanohana azy. Continuer la lecture
ANTOKO MONIMA : Voaporofo izao ny ahiahy
Raha toa ka misy ny fihodinana faharoa, miarahaba ny kandida Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana tafavoaka amin’ny fifidianana feno hosoka ny antoko Monima izay tarihin’i Monja Roindefo. Continuer la lecture
VOVONANA NEXTA: Miantso ireo manana tetikasa
Natao ho an’ny tanora na efa mahazoazo taona manana tetikasa ny vovonana Nexta. Ny vondrona Axian no namorona azy ity mba ahafahana manampy tosika ireo te hiditra amin’ny sehatry ny fandraharahana. Continuer la lecture
EMMONAT: Mamboly korontana ny fihantsiana
Nanao fanambarana ny EMMONAT, hivondronan’ny polisy nasionaly, tafika malagasy ary ny zandarimariam-pirenena ny 16 novambra 2018. « Fotoana saro-pady mora isehoan’ny fifanoherana, fifandrafiana amin’ny samy mpiray tanindrazana ny fifidianana ». Continuer la lecture
TETIKASA MANITATRA 2 : Ny fambolena maharitra miaro ny tontolo iainana
Kaominina 17 ao amin’ny faritra Vakinankaratra afovoany sy tapany Andrefana no hisitraka ny fitohizan’ny tetikasa Manitatra voalohany. Natomboka tamin’ny alalan’ny atrikasa ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny tetikasa Manitatra faharoa. Continuer la lecture
MADA JEUNE : Fantaro ireo lalam-piofanana vaovao
Ho an’ireo mpianatra vao afaka fanadinana bakalorea, hisy ny toerana manokana hampahafantarana ireo ivom-pampianarana sy lalam-piofanana vaovao mandritra ny « salon des études supérieurs ». Continuer la lecture
VEHIVAVY MPANDRAHARAHA : Ho lohany amin’ny « agro-industrie »
Vehivavy mpandraharaha 50 niatrika fiofanana momba ny fanodinana voankazo, ny famokarana vary ary ny fahaiza-mitantana ny orinasa. Continuer la lecture
FIANDRASANA NY VOKA-PIFIDIANANA: Miantso ny vahoaka ho tony ny HCDDED
Eo am-piandrasana ny valim-pifidianana filoham-pirenena, nanao fanambarana ny filan-kevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna (HCDDED). Continuer la lecture





















