Sekolim-panjakana ambaratonga voalohany (CEG) miisa efata (04) ao Miarinarivo, faritra Itasy no hampianarana ireo karazana teknika ampiasaina amin’ny “agroécologie” na fambolena maharitra, toy ny fanamboarana zezika kompôsta, ranon-jezika, voly rakotra na fampiasana zava-maitso mamerina na manatsara ny tsiron’ny tany, ny fampivadiamboly, fifandimbiasam-boly sy ny maro hafa. Continuer la lecture
Archives mensuelles octobre 2023
FANDROANA ANDRIAKA – VATOMASINA VOHIPENO: Hampahafantarina mandritra ny 2 andro eny amin’ny zaridainan’Antaninarenina
Hahazoana tsodrano sy fitahiana. Mikarakara hetsika fampirantiana sy hetsika fitadiavam-bola ny Fikambanana Tsiky Kely d’Emmy sy ny fikambanana Fizanakara ny 14 sy 15 oktobra 2023, eny amin’ny zaridainan’Antaninarenina ho fanomanana ny Fandroana Andriaka 2023. Continuer la lecture
JÔKÔSÔ –FESTIVAL DU RIRE 2023 : Mpanao hatsikana 32 hampihomehy mandritra ny 4 andro sy hizara traikefa ho an’ireo tanora tia manao hatsikana
Marobe ny vokatsoa avy amin’ny fihomezana raha amin’ny lafiny fahasalamana. Mampitombo ny hery fiarovana, manatsara ny fahasalamana, mampihena raritsaina, manatsara ny fahasalaman’ny fo sy ny hozatra ary ny fitaovam-pisefoana fa indrindra miady amin’ny fanaintainana ny hehy, raha fikarohana nataon’ireo manam-pahaizana avy ivelany. Continuer la lecture
JOURNEE MONDIALE DES ENSEIGNANTS : Les enseignants méritent d’être récompensés
Le 05 octobre est la journée mondiale des enseignants. « Il est indéniable que les enseignants jouent un rôle crucial dans le processus d’éducation. Dans l’évaluation du lien entre l’enseignement et l’apprentissage, les enseignants sont les plus importants car ils facilitent organiquement la partie la plus critique de l’éducation. Continuer la lecture
KONNECT BY BLUELINE : Aterineto aingam-pandeha
Rakotra 100% aterineto i Madagasikara. Na aiza na aiza eto Madagasikara dia afaka mampiasa tambajotra aterineto aingam-pandeha hatrany amin’ny 50 Mbps raha mampiasa ny « konnect by blueline ». Continuer la lecture
MPANAO GAZETY HO AN’NY FARITRA AROVANA: Rakotomiarintsoa Nirina, iray amin’ireo 6 mianadahy nahazo tohana ara-bola avy amin’ny FAPBM
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 29 septambra 2023 teny Ampasanimalo ny anaran’ireo mpanao gazety voasafidy hahazo ny tohana ara-bola hanaovana fanadihadiana momba ny faritra arovana. Continuer la lecture