Hiatrika lalao anankiroa ho fiadiana ny amboara erantany ho an’ny taranja basketball ny ekipam-pirenena malagasy (Ankoay). Continuer la lecture
Catégorie Sport
Orange Esport Experience 2022: Tompondakan’i Afrika amin’ny lalao eFootball23 i Rayan Mamitiana Herilanto Ralainaivo
Voasafidy ho ambasadaorin’ny Orange Madagascar amin’ny taranja ara-panatanjahatena atao amin’ny alalan’ny « jeu vidéo » na antsoina hoe « eSport » i Rayan Mamitiana Herilanto Ralainaivo. Continuer la lecture
HAZAKAZAKA ANATY NATIORA – UTOP 2023: Hitondra ny fahaiza-manaony amin’ny sehatrin’ny teknolojia ny Orange
Lasa hetsika tsy azo ihodiviran’ny mpankafy hazakazaka anaty natiora ny « Ultra Trail des Ô Plateaux » na UTOP. Continuer la lecture
COUPE DU MONDE QATAR 2022 : Afaka manaraka mivantana ireo lalao 64 amin’ny alalan’ny Airtel TV ny Malagasy
Nanomboka omaly 20 novambra 2022 ny lalao ho fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny taranja baolina kitra, andiany faha-22. Qatar sy Equateur no nisantatra ny lalao fanokafana ho an’ny vondrona A. Continuer la lecture
CAN 2023: Mandefa ireo lalao 2 voalohany ataon’ny Barea ny StarTimes
Afaka manaraka ny lalao fifanintsanana ho an’ny CAN 2023 amin’ny alalan’ny StarTimes ireo mpankafy baolina kitra eto Madagasikara manomboka ny 01 jona 2022. Chaînes miisa efatra no mandefa izany: ST World football, St sport premium, ST Sports life ary ny St Spots Arena amin’ny kalitao HD (haute définition) . Continuer la lecture
FEDERASION’NY KICK-BOXING : Tsy hisy intsony ny kitranoantrano ho an’izay tena mahay
Napetraka amin’ireo mpanazatra sy teknisianina ny fandrafetana ny DTN. Continuer la lecture
FIFIDIANANA FILOHAN’NY ASIEF: Kandida tokana i Andrianarison John na i John Love
Andrianarison John, filohan’ny ASIEF teo aloha ihany no kandida nanatitra ny ny antontan-taratasy filatsahankofidiana teny amin’ny vaomiera mpikarakara ny fifidianana. Nifarana ny 21 janoary 2022 tamin’ny 4 ora sy sasany ny fara-fanaterana izany. Continuer la lecture
CAN 2022 ATSY CAMEROUN: Lalao 51 handeha mivantana amin’ny Startimes
Nahazo alalana handefa mivantana ny lalao iadiana ny tompondakan’i Afrika – CAN 2022 atao atsy Cameroun ny Startimes. Lalao 51 no handeha mivantana amin’ireo chaîne momba ny fanatanjahantena. Continuer la lecture
STARTIMES: Handefa ny “Orange Pro League” mandritra ny 10 taona
Tsy azo jerena ny lalao ara-panatanjahantena rehetra amin’ny faritra telo, Analamanga, Vakinankaratra ary Matsiatra Ambony noho ny fahamailoana ara-pahasalamana. Continuer la lecture
PASSÉ GLORIEUX DE MADAGASCAR En attendant le rêve Barea et Maki
Il est permis de rêver sans en être coupable. A notre connaissance la pétanque et la boxe française savate sont les seules disciplines sportives auxquelles Madagascar a disputé pour les championnats mondiaux. Pour les sports collectifs, nous n’avons atteint ces stades extrêmes que dans le basket ball féminin il y a de cela 50 ans.
Le retour de l’équipe féminine de basket ball avec la « coupe » africaine à Antananarivo avait entraîné une ruée. C’était à Lomé Togo que la qualification s’est disputée à l’issue de laquelle Madagascar s’est vu attribuer le titre de représentant de l’Afrique pour le championnat mondial au Brésil. Continuer la lecture





















