La cinquième saison de 100 épisodes du micro-documentaire « 365 Rêves chinois » créé par le Bureau d’information du gouvernement populaire de la municipalité de Beijing, débutera en Afrique sur les plateformes de télévision numérique et sur le site Internet Startimes à partir du 20 décembre. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FIKAMBANANA PORTE BONHEUR : Faly ireo mpianatra sy ray amandrenin’ny mpianatra ary mpampianatra ao amin’ny EPP Ampahibato Alasora
Tafita ny fahasambarana nozaraina. Nitondra kilalao sy “biscuit” ho an’ny mpianatra sy “panier garni” misy paty « macaroni » sy menaka ho an’ny ray aman-drenin’ny mpianatra ary panier garni ahitana paty « macaroni » sy menaka ary vary 5 kilao ho an’ny mpampianatra ao amin’ny EPP Ampahibato Alasora ny fikambanana Porte Bonheur, ny 21 desambra 2023. Continuer la lecture
TELECOMMUNICATION : Airtel Africa enregistre son 150 millionième client
Airtel Africa a enregistré son 150 millionième client. Continuer la lecture
KAOMININA ALASORA: Mpianatry ny EPP miisa 4.000 nahazo fanomezana ho an’ny fetin’ny noely
Hetsika fanaon’ny kaominina Alasora isaky ankatoky ny krismasy ny « noely mizara hafaliana ». Continuer la lecture
ANGOVO AVY AMIN’NY MASOANDRO : Manamora ny fahazoana « kits solaires » ny Startimes sy ny banky SG Madagasikara
Vahaolana ialàna amin’ny delestazy. « Manaja ny tontolo iainana, mitsinjo ny fahasalamana ary vahaolana akaiky ialàna amin’ny fahatapahan-jiro matetika na lavareny » ny angovo avy amin’ny herin’ny masoandro. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITÉ MADAGASCAR : Asa sosialy maro no hotanterahina mandritra ny volan’ny firaisankina
Hanatanteraka asa sosialy maro ny fikambanan’ny mpiasa mpilatsaka an-tsitrapo ao amin’ny Orange Madagasicar ho fanamarihana ny volan’ny firaisankina. Continuer la lecture
ACTION CLIMATIQUE EN AFRIQUE: Airtel Africa appelle au renforcement de la collaboration public-privé, lors de la COP28
Le DG du groupe Airtel Africa plc, Segun Ogunsanya, a réaffirmé l’importance d’un environnement politique favorable au développement durable et à l’action climatique en partenariat avec le secteur privé africain, lors de la COP28 à Dubaï. Continuer la lecture
ACCÉLÉRATION DE LA TRANSITION NUMÉRIQUE EN AFRIQUE: Airtel Africa lance Nxtra by Airtel
Grands réseaux de centres de données en Afrique. Airtel Africa lance Nxtra by Airtel, ce mardi 5 décembre 2023 à Londres. Continuer la lecture
MADA VISION: Mikarakara hetsika roa vaovao mahaliana sy hahazoan’ny orinasa madinika, salantsalany ary vaventy tombony
Nampahafantatra ireo hetsika ho karakarainy amin’ny taona 2024 ny Mada Vision. Mikarakara hetsika roa vaovao ity orinasa mpikarakara hetsika ity : ny « salon de l’innovation et de la technologie » sy ny « festival international de la gastronomie ». Continuer la lecture
AIRTEL / EMIT FIANARANTSOA: Mifanolo-tanana amin’ny fanamorana ny fidiran’ny tanora amin’ny sehatry ny asa
Efa ampiasaina ny informatika avokoa ny sehatra rehetra raha tsy hilaza afa-tsy ny fambolena, ny fitantanana ny rano, ny fitantanan-draharaha… Continuer la lecture





















