Maro amin’ireo ankizy eto Madagasikara no tokony hiditra an-tsekoly kanefa voatery mijanona noho ny tsy fahampian’ny enti-manana eo amin’ny ray aman-dreny. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
MAHABIBO : Seha-pihariana mahaliana ny tantsaha aty amin’ny distrikan’Ambilobe
11.000 hektara ny mahabibo eto Madagasikara. Nitombo 575 hektara ny misy mahabibo vaovao nadrindra ny roa taona nisian’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF, vatsian’ny vondrona Eropeanina ( UE ) sy ny Ministera federalin’ny Alemana momba ny Fiarahamiasa ara-toekerena sy Fampandrosoana (BMZ) vola ao anatin’ny fandaharan’asan’ny PAGE2/GIZ. Ny NITIDAE dia manana traikefa momba ny mahabibo aty Afrika no miandraikitra ity ny famokarana ny mahabibo ao anatin’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF. Continuer la lecture
TETIKASA AFAFI-Nord-AF : Omena lanja ny seha-pihariana eo an-toerana mba hiarovana ireo ala voajanahary
Distrikan’ Ambilobe no toerana be mponina indrindra amin’ny faritry Diana. Continuer la lecture
FIFANINANANA MOMBA AGROECOLOGIE TAO BOENY : Mpianatra avy ao amin’ny sekoly Admis Manerinerina sy CEG Ampitolova no nandrombaka ny loka voalohany
Nampiova ny toetsain’ny mpianatra sy ny ray aman-dreny. Nikarakara fifaninanana momba ny tontolo iainana sy “agroécologie” na fambolena maharitra ny GSDM nandritra ny atrikasa fanaovana tombana momba ny fampidirana ny “agroécologie” any an-tsekoly ao amin’ny faritra Boeny, ny 21 oktobra 2022. Continuer la lecture
ACI AFRIQUE: Des représentants de Ravinala Airports au conseil d’administration et aux comités techniques
Pour les intérêts généraux des aéroports de Madagascar et ceux de la communauté aéroportuaire en Afrique. Ravinala Airports rejoint le conseil d’administration et les comités techniques de l’ACI (Airports Council International) Afrique. Continuer la lecture
GSDM: Nahitam-bokatra ny fampidirana ny agroécologie anaty fandaharam-pianarana tany Boeny
Tany karakaina lasa namokatra. Nitolagaga ny mponina manodidina ny sekoly ao amin’ny faritra Boeny nanaovana fampiharana momba ny “agroécologie”, Continuer la lecture
ORANGE SUMMER CHALLENGE 2022: Ny tetikasa IOPI, mamokatra herinaratra avy amin’ny amany no nandrombaka ny loka voalohany
Fantatra ny zoma 21 oktobra 2022 teny amin’ny Orange Digital Center Ankorondrano ny tetikasa nahazo ny loka voalohany amin’ny #Orange Summer Challenge 2022. Continuer la lecture
MONDIAL 2022: Du nouveau chez baolai
Dans le monde entier, les fans du ballon rond sont en haleine à 2 mois seulement du coup d’ envoi du grand tournoi. La Grande Ile se met au diapason dans cette attente, avec la marque « Hisense », sponsor du « Mondial de Football 2022 » au Qatar, représenté officiellement à Madagascar par la société « Baolai » depuis 12 ans. Continuer la lecture
FAHAVITANTENA ARA-TSAKAFO : Atao ankilabao ireo tantsaha kanefa miankina amin’izy ireo ny sakafo hohanin’ny vahoaka
« Raha izahay no mitokona dia tsy hisakafo ny Malagasy », hoy Rakotomalala, filohan’ny vovonan’ny fambolena ovy any Vakinankaratra sady filohan’ny SIF ( Sehatra Iombonana ho an’ny Fananantany). Continuer la lecture
THE VOICE AFRICA: Misokatra ho an’ireo mihoatran’ny 18 taona, manan-talenta na efa mpanakanto fanta-daza eto Madagasikara ny fifaninanana
Manomboka ny zoma 21 oktobra ka hatramin’ny 10 novambra 2022 ny fisoratana anarana amin’ny The Voice Africa. Amin’ny alalan’ny tranokala www.thevoice.africa no afahahana manao izany ho an’ireo tia mihira na manan-talenta amin’izany. Continuer la lecture