Catégorie Socio-eco



FANABEAZANA ARA-PANANAHANA FENO: Tsy feno ny fepetra ilazana fa “éducation complète à la sexualité (ECS) no atao raha toa ka misy banga ny fomba ABCDE


Voarara ny mitondra fitaovana mivoy ny fampiasana fomba fanabeazana aizana, ao anatin’ny kapaoty, hanaovana fampianarana  eny anivon’ny sekoly, manomboka any amin’ny akany fibeazana ka hatrany amin’ny kilasy famaranana, araka ny  naoty navoakan’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena  momba ny sahan’asa atao amin’ny lafiny fanabeazana ho an’ny fiainana mirindra (EVH) na ny  fanabeazana ara-pananahana feno (ECS)  atao eny an-tsekoly,  ny 7 novambra 2023 (2023 -862/MEN/SG). Continuer la lecture