Zava-dehibe ho an’ny toeram-panofanana arak’asa « Centre Culturel et Social » ( CCS ) ao Anjoma, Toamasina ny fampianarana ny mpianatra amin’ny fiarovana tsy ho azon’ny loza eo am-panatanterahana ny asa ataony rehefa vita ny fiofanana. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
« Carrefour de la formation, des métiers et de l’emploi » : Homena sehatra manokana ireo mitady asa
Fotoan-dehibe ho an’ny tanora Malagasy mitady asa ny hetsika « carrefour de la formation, des métiers et de l’emploi ». Ny Alliance Française Andavamamba (AFT) no mikarakara ny hetsika. Ny 27 sy ny 28 jolay 2018 ao amin’ny AFT no hanatanterahana ny andiany faharoa. Continuer la lecture
FAPBM: Voasoroka ny fanimbana ny faritra arovana
Vola mitentina 7,5 miliara Ariary nanampiana ireo mponina miankin-doha amin’ireo faritra arovana eto Madagasikara. Dingana voalohany hiarovana ny vala-java-boahary ny fanampiana ireo mponina mivelona amin’ny zava-boahary ao anatiny. Continuer la lecture
S’PSS: Vahaolana ho an’ny fandriampahalemana
Ahitana orinasa matihanina amin’ny fiarovana ny ain’olona sy ny fananany eny amin’ny « salon des produits et solutions de sécurité » (S’PSS). Mivondrona ao anatin’ny trano heva telopolo izy ireo. Nanomboka androany 13 jolay 2018 ny hetsika ary hifarana rahampitso 14 jolay 2018 izany. Continuer la lecture
E-COMMERCE: Eo am-panomanana i Madagasikara
Manatanteraka iraka eto Madagasikara ny solontenan’ny CNUCED. Herinandro ny faharetan’ny asany. Nanomboka ny 09 jolay 2018 dia niara-nivory tamin’ireo mpiantsehatra amin’ny “commerce électronique” eto Madagasikara ny mpamita iraka. Continuer la lecture
FARITRA VAKINANKARATRA: Avo be ny tahan’ny zaza tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo
Nosafidiana manokana ny faritry i Vakinakaratra nanatanterahana ny androm-pirenena ho an’ny fanjarian-tsakafo andiany faha-14, noho izy faritra mbola ahitana tahan’ny zaza tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka ambony be indrindra kanefa faritra mamokatra. Continuer la lecture
Fanatsarana ny sidina anabakabaka: Tosika ho an’ny fizahantany
Tombony ho an’ny mpandraharaha miantsehatra amin’ny tontolon’ny fizahantany ny fananganana ny kaompaniam-pitaterana anabakabaka vaovao Tsaradia. Continuer la lecture
Fampianarana fampitain-davitra: Ilaina fahatsapàn-tena
Manery ny mpianatra hanao fikarohana ny rafi-mpampianarana LMD (Licence- Master- Doctorat). Continuer la lecture
Fandriampahalemana: Misy ny vahaolana maharitra
Hitondra vahaolana manoloana ny tsy fandriampahalemana amin’ny lafiny rehetra toy ny vaky trano, halatra fiara… ny “salon des produits et solution de sécurité » (S’PSS). Continuer la lecture
Orchidées Blanches (O.B) : Lalana Jean Charles Rasoanaivo
Nampitondraina ny lalana manoloana ny Orchidées Blanches (O.B) Analamahitsy mihazo an’Androhibe (ENAM) ny anarana Jean Charles Rasoanaivo. Continuer la lecture





















