La grande famille Airtel Madagascar et ses partenaires, se sont réunis à Ambohidava Ambatolampy Tsimahafotsy, le 16 février 2024, pour mettre en terre 1 100 jeunes plants d’Acacia, d’Eucalyptus et de Frêle. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
VIAVY FILM FESTIVAL: Maimaim-poana ireo fiofanana momba ireo asa amin’ny sehatry ny sarimihetsika
Sehatra tokony hampidim-bola sy hampivoatra ny toekarena eto Madagasikara ny indostrian’ny sarimihetsika. Continuer la lecture
SMATCHIN : eSport, taranja vaovao ahafahan’ny mpianatry ny oniveriste mifaninana
Manamarika ny Smatchin andiany faha-10 ny fisian’ny fifaninanana vaovao miisa roa. Continuer la lecture
STARTIMES: Miverina ny tantara mitohy Brothers amin’ny teny malagasy, mandefa mivantana ny lalao baolina kitra malagasy Pure Play Football
Samy ho afapo ny sokajin-taona rehetra. Mamaly ny fangatahan’ny mpanjifa hatrany ny Startimes. Continuer la lecture
FARITRA MELAKY, BOENY, DIANA : Mihaino ny hetahetan’ny mponina sy ny mpandraharaha ara-toekarena ny Orange Madagascar
Voavaly sahady ny fangatahana. Nitsidika ny faritra Melaky, Boeny ary Diana ny delegasionan’ny Orange Madagascar, notarihin’i Frédéric Debord, Tale Jeneralin’ny orinasa, ny herinandro lasa teo. Continuer la lecture
LALAO « TOUS BUTEURS » : Mahazo vola avy amin’ny Orange Money ny telo voalohany
Loka goavana no azon’ny telo voalohany mandray anjara amin’ny lalao « Tous Buteurs ». Continuer la lecture
VOLLEYBALL: Miavaka ny lalao iadiana ny tompondakan’ireo klioba ao anatin’ny faritra faha-7 (CAVB Zone 7) atao eto Madagasikara
Mampiantrano ny lalao iadiana ny tompondakan’ireo klioba ao anatin’ny faritra faha-7 na “championnat des clubs de la Confédération africaine de volleyball (CAVB) zone 7”, andiany faha-28 i Madagasikara. Continuer la lecture
SANTE MENTALE POSITIVE: Hetsika natao hanampiana ireo olona mandalo adintsaina, fahaketrahana ara-tsaina, rari-tsaina, voadonam-pitiavana, donam-pahoriana…
Hiarovana ny olona tsy ho lasa adala fa hanana fiainana tony sy milamina. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Manolo-tanana amin’ny fampiroboroboana ny taranja “padel”
Efa manomboka ny taom-pilalaovana 2024 ho an’ny taranja ara-panatanjahantena “padel”. Continuer la lecture
VIAVY FILM FESTIVAL: Miantso ireo vehivavy mpanoratra, mpanatontosa sy mpamokatra horonantsary handray anjara amin’ny fifaninanana
Sehatra lehibe mamorona asa, indrindra ho an’ny vehivavy ny tontolon’ny horonantsary. Continuer la lecture











