Tetikasan’ny Filoham-pirenena, Hery RAJAONARIMAMPIANINA amin’ity taona 2018 ny fanohizana ny asa efa vita teo aloha toy fanamboaran-dalana, ny fametrahana fitaovana mampiodina ny herinaratra. Fanantenana ho an’ireo mpandraharaha ara-toekarena izany. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
OMS: 4 tapitrisa dolara ilaina maika amin’izao vanim-potoana ny pesta izao
Nanolotra fanomezana ho mari-pahatsiarovana noho ny fiarahamiasa tamin’ny OMS ny Ministeran’ny Fahalasalamam-bahoaka ny alatsinainy 08 janoary 2018 nandritra ny fitsidihan’ny Tale Jeneraly Tedros Adhanom . Continuer la lecture
FJKM Ambatolampy-Fahazavana : Un départ avec la Saint-Sylvestre
Le temple protestant réformé FJKM Ambatolampy-Fahazavana Ambohitrimanjaka a consacré le dimanche 31 décembre, dernier de l’année, à une cérémonie spéciale pour marquer la fin de carrière du Pasteur Rakotonirina Honoré, officiant pendant 33 années au sein de ce temple. Continuer la lecture
FLM Ambatovinaky : Noziogaina mariboninahitra ny Pastora
Nomen’ny Fanjakana malagasy mariboninahitra Chevalier de l’Ordre National malagasy ny Pastora Ratsimbazafy Solohery, Mpitondra Fileovana sy Fitandremana FLM Ambatovinaky, Synodam-Paritanin’Antananarivo, FDiangonana Loterana Malagasy. Continuer la lecture
FLM Ambatovinaky Terminer l’année en beauté
Le temple protestant luthérien d’Ambatovinaky a réservé le dernier samedi de l’année pour une fête de famille à double face. Continuer la lecture
AGENCE AMBININTSOA: Ny lakilen’ny fitazomana mpiasa an-trano
Tovolahy mpiasa an-trano iray nahazo iray hetsy Ariary. Saro-pady ny asa an-trano satria mampiditra olon-kafa any an-tranon’olona. Ho an’ny “agence Ambinintsoa”, mametraka fitokisana amin’ireo olona mitady asa an-trano ao aminy izy. Continuer la lecture
FIKAMBANANA 2 MT: Nitsinjo ireo sahirana.
Nanana vatsy niatrehana ny fetin’ny taombaovao ny mpikambana ao amin’ny “2MT” na “miara-mandroso no tanjona”. Nizara kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro (PPN) tena manahirana ny mponina ao Soavina ny fikambanana ny 30 desambra 2017. Continuer la lecture
KAOMININA SOAVINA ATSIMONDRANO: Nanokana teti-bola hampifaliana ireo sahirana.
Mponina sahirana 200 ao amin’ny kaominina Soavina, distrika Atsimondrano nahazo vatsy iatrehana ny fetin’ny taom-baovao. Nomen’ny Ben’ny Tanana sy ny ekipany vary telo kilao, “pâte nouille”, mofo dipaina, “biscuit”, savony… Continuer la lecture
VIMA : Nandravaka ny Lapan’ny Tanana ny « sapin » avy any Analamanja
Amin’izao vanim-potoanan’ny fetin’ny Noely izao, fomba fanaon’ny ViMa Woods, sehatra iray ao amin’ny orinasa « Vision Madagascar » na ViMa ny manolotra hazo noely ho an’ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA). Continuer la lecture
FONDATION ORANGE : Renim-pianakaviana sembana nahazo 4000 euros.
Nandrombaka ny « Coup de Cœur ô Féminin 2017 » Rasoa. Vehivavy 15 mipetraka any Frantsa, Cameroun, Côte d’Ivoire sy avy eto Madagasikara samy nahazo « bourse » ka anisany voafidy tamin’izany Rasoa, renim-pianakaviana miaina ao anatin’ny fahasembanana, mipetraka any Antsohihy. Fanampiana ara-bola mitentina 4000 Euros no azony. Continuer la lecture











