Tsy vao izao no nisy ny fanalana baraka olona iray tamin’ny tambajotran-tserasera facebook. Nametraka fitoriana i Veloson RANDRIAMANANASY, PRMP noho ny fanosora-potaka sy fanalam-baraka natao taminy. Manantena ny asan’ny polisy mpanao famotorana sy ny fahendren’ny mpitsara izy. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
BANKY MICROCRED: Niova anarana
Marika vaovao, tolotra mihatsara. Raha tokony ho 4,5 %, lasa 8 % ny zana-bola azo mandritra ny taona 2018 ho an’ireo olona manokatra kaonty tahiry amin’ity volana febroary ity. Maimaim-poana kosa raha hanokatra kaonty tsotra. Feno 10 taona ny Banky Microcred eto Madagasikara. Continuer la lecture
HVM ANALAMANGA: Nanolo-tanana ny ligy ny Analamangan’ ny “Judo
Nandray anjara amin’ny fanohanana ny mpanao fanatanjahantena ny antoko HVM Analamanga. Nanolotra vidina tapakila iray handehanan’ny mpikatroka solontenan’ny Ligy ny Judo Analamanga atsy La Réunion ny antoko. “Raha manohana ny mpanao fanatanjahantena ireo antoko politika 135 misy eto Madagasikara, ho mora amin’ireo mpanao fanatanjahantena ny fandraisana anjara amin’ireny lalao any ivelany ireny. Continuer la lecture
TSY FANDRIAM-PAHALEMANA: Mitady fiarovana manokana ny mpandraharaha
Nanatitra taratasy teny amin’ny Ministeran’ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina ireo mpandraharaha ara-toekarena Malagasy. Mangataka fiaraha-midinika momba ny tsy fandriam-pahalemana eto Madagasikara izy ireo. Continuer la lecture
APPEL A CONTRIBUTION SOS: prothèses pour pouvoir marcher
Pour une enfant handicapée nécessitant des orthèses. Elève à l’Ecole Primaire de l’Eglise Luthérienne de Vohiposa, son besoin est urgent car elle est portée sur le dos actuellement pour aller à l’école. Continuer la lecture
FANABEAZANA NOMERIKA: Sekolim-panjakana valo hisitraka ny tetikasa
Sekoly fanabeazana ambaratonga faharoa dimy eto amin’ny faritra Analamanga sy ny CEG any faritra DIANA roa hisitraka ny fanabeazana amin’ny alalan’ny fampiasana ny nomerika. Continuer la lecture
FOTO-DRAFITRASAN’NY CUA: Ho ravàna fa tsy manara-dalàna
Tafiditra ao anatin’ny drafitrasan’ny fitondram-panjakana ny fandrodanana ny tsena vaovao eo Esplanade Analakely sy ny tsena eo ampitan’ny tsenan’ny Pochard. “Tanim-panjakana na “domaine public” avokoa io toerana nanaovan’ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA) io.
JCI : Miteraka vokatra ny asa
Nandamina ny tetiandro sy ny tetikasa amin’ity taona 2018 ity ny fikambanana Jeune Chambre Interationale (JCI), sampana eto Madagasikara. Nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fotoam-piasan’ny JCI tamin’ny 03 febroary 2018, nandinika ny drafitra ho tanterahina ny mpikambana mba hirosoana amin’ny asa. Continuer la lecture
CITE Ambatonakanga : 405 mena nilaozan’ny «frein»
Alahady maraina fidirana na firavan’ny mpiangona arakaraka ny fiangonana, manodidina ny tamy 9 ora maraina, no niborotsaka “frein” tampoka ny fiara Peugeot 405 mena iray. Continuer la lecture
ORANGE SCHOOL: Miasa avy hatrany rehefa vita ny fiofanana
Mpianatra 31 nahavita fiofanana momba ny fifandraisana amin’ny mpanjifa (relation-client). Efa nandray ny asany avy hatrany ny ampahany amin’izy ireo taorian’ny fiofanana telo volana. Mbola malalaka ny tsenan’asa raha eo amin’ny sehatry ny “téléopérateur” sy “téléconseiller”. Continuer la lecture











