Ity no tonga amin’ny fitenenana hoe : « ny lehibe no miady ka ny ankizy no voaporiporitra ». Tao aorian’ny fanalana ny mpitandrina ANDRIANANTENAINA Alain De Néri ao amin’ny fiangonana METM Zoara famonjena Antohomadinika izay tsy nahomby sy ny nametrahan’ny foiben’ny METM « Misiona evanjelika Teratany eto Madagasikara » ny tale vaovao ao amin’ny sekoly fitahiana, tsy maintsy nakatona ny sekoly amin’ny fotoana voafetra. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
CENTRE MAMAN KANGOUROU: Nitombo iray indray
Fitsaboana avo lenta mampitombo haingana ny zaza tsy tonga volana sy tsy ampy lanja ny “maman kangourou”. Mihoatra lavitra ny vokatry ny fitsaboana amin’ny alalan’ny « couveuse » ity fitsaboana amin’ny alalan’ny hafanan’ny reny ity. Continuer la lecture
SALON DES ÉTUDES INTERNATIONALES : Andro voalohany, liana dia liana ny mpianatra
Nisokatra androany ny « salon des études internationales » natao hampahafantarana ireo mpianatra ny dingana atao raha hianatra any ivelany. Continuer la lecture
ANTOKO POLITIKA MAEVA: Hamadika ny tontolo tsy hita maso
Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny maha kandida azy amin’ny fifidianana filoham-pirenena taona 2018 i Mamy Raharimanana androany 28 febroary 2018. Hampandroso olona fa tsy vahoaka ity kandida natolotry ny antoko politika MAEVA na Madagasikara Endrika Vanona ity. Mifototra amin’ny fampivoarana ny olona tsirairay ny vinam-piarahamonina entiny raha tonga eo amin’ny fitondrana. Continuer la lecture
SALON DES ETUDES INTERNATIONAL : Hanampy ny mpianatra maniry hianatra any ivelany.
Fotoana ho an’ny mpianatra maniry hanohy fianarana ambaratonga ambony any ivelany ny « Salon des etudes international » karakarain’ny MADAJEUNE. Continuer la lecture
Rien à cirer !
Le gouvernement a finalement déposé les projets de loi relatifs aux élections présidentielles et autres scrutins auprès du Parlement. Le Premier ministre a beau expliqué pourquoi la mise en forme de ces projets de loi et leur dépôt auprès des institutions législatives ont pris beaucoup de temps, mais en vain. Continuer la lecture
FIGS : Ho mora ny fanohizana fianarana any Frantsa
Fianarana ambaratonga ambony 20 ao Frantsa miara-miasa akaiky amin’ny “groupe France International Graduate Schools” (FIGS). Continuer la lecture
“MARCHÉ O’SOLDES”: Telo andro hanomanana ny paka
Lamaody hiaka farany ho an’ny lehilahy sy vehivavy ary ankizy hita mandritra ny hetsika “Marché O’soldes”. Manomboka ny 23 ka hatramin’ny 25 martsa 2018 eny Village Voara Andohatapenaka ity hetsika ara-barotra karakarain’ny “BCOM AND C” ity. Continuer la lecture
ARLETTE RAMAROSON : Horavana ny rafitry ny fanjanahan-tany
57 taona taorian’ny niverenan’ny fahaleovan-tena, tsy mbola nisy fampandrosoana teto Madagasikara. “Fanarenana no atao mialoha izay vao fampandrosoana”. Continuer la lecture
FARITRA ARA-TOEKARENA MANOKANA: Somasoma
Mpandraharaha avy any firenena enina tonga nanatrika ny fivoriana iraisam-pirenena faharoa ho an’ny fampiasam-bola stratejika any amin’ny faritra Avaratr’i Madagasikara (Conférence Internationale sur les investissements stratégiques du Nord de Madagascar ). Continuer la lecture











