Auteur R Nirina


TOMPONA ORINASA MPITRANDRAKA ETO MADAGASIKARA: Olo-malaza amin’ny famotsiam-bola ?


 Misy amin’ireo orinasa mpitrandraka harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara no  tsy fantatra mazava ny tena tompony. Fenitra takian’ny EITI (Extractive Industries Transparency Initiative) anefa ny fahazoana vaovao momba  azy ireo. “Mampirongatra ny kolikoly sy ny  fandosirana hetra   ny  tsy fahafantarana ny tompon’ny orinasa misitraka  voalohany ny tombontsoa azo avy amin’ny fitrandrahana”, araka ny fanazavana  avy amin’ny EITI Madagasikara. Continuer la lecture


HVM ANALAMANGA: Nanolo-tanana ny ligy ny Analamangan’ ny “Judo


Nandray anjara amin’ny fanohanana ny mpanao fanatanjahantena ny antoko HVM Analamanga. Nanolotra vidina tapakila iray handehanan’ny mpikatroka solontenan’ny Ligy ny Judo Analamanga atsy La Réunion ny antoko. “Raha manohana ny mpanao fanatanjahantena ireo antoko politika 135 misy eto Madagasikara, ho mora amin’ireo mpanao fanatanjahantena ny fandraisana anjara amin’ireny lalao any ivelany ireny. Continuer la lecture