Catégorie Actus



Saika Gazety : Endriky ny asan-dRandriamalala Simon


Mpanao tantara an-tsary mpiseho an-gazety no nahalalan’ny maro an’i Simon Randriamalala. Efa an-taonany maro no nanaovany an’izany. Olona tia mandinika ny lesoka na ny tombony tsara amin’ny fiainam-piaraha-monina izy.
Saika gazety: Saka doka… Saika tsara ve? Tsia!  Zava-baovao izy ity raha ny fijerinay ato amin’ny délireMadagascar azy. Ny fampitàna ny serasera dia tsara kokoa rehefa ny tena tompony no mikirakira azy. Entintsika amin’ny fotoana manaraka ny antsipirihany fa indro aloha ny santatra fotsiny ihany. Mahaiza mankafy!1235567

 


PPP : La Paositra Malagasy et la FLM


Un excellent modèle de partenariat public privé ! C’est ainsi que la Convention de partenariat entre la Paositra Malagasy (PAOMA) et la Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) peut être qualifiée.

Rendez-vous était donné au siège du FLM Isoraka (ex Consulat de Norvège) Lundi 04 mai 2020 à 14h30 entre les deux entités supra. D’une part, les membres du staff de la PAOMA dirigés par son DG, d’autre part, les grands Gamaliel du Comité Central de la FLM (Ecclésiastiques et Laïcs confondus) sous la direction du maître de céans le Rév Dr Rakotonirina David, Président National et le Trésorier National Lahiniriko Jean. Les journalistes venus en masse n’étaient pas en reste. D’ailleurs ils étaient félicités spécialement par le PN du FLM pour la journée du 3 mai. Il les a aussi encouragés à véhiculer dans les différents types de médias cette bonne nouvelle de la Convention signée. Continuer la lecture


OPERATION SMILE MADAGASCAR: Miato ny fandidiana fa mitohy kosa ny fikarakarana ireo marary


Fifanomezan-tanana amin’ny fiatrehana ny COVID-19. Nampahafantarina ny 01 mey 2020 teny amin’ny hopitaly HJRA (CHU Joseph Ravoahangy Andrianavalona) ny tetikasa “EXTRA S’MILE”, tanterahan’ny Opération Smile eto Madagasikara ho fandraisana anjara amin’ny fisorohana sy famongorana ity valanaretina miparitaka manerana an’izao tontolo izao ity. Continuer la lecture


INDUSTRIALL MADAGASCAR: 70 %-n’ny vehivavy no iharan’ny herisetra eny amin’ny toeram-piasana


Antony telo no mahatonga ny vehivavy tsy mahasahy mitaraina. Anisany sora-baventy nolanjain’ireo sendikan’ny mpiasa, mivondrona ao amin’ny “IndustriAll Madagascar”, nanamarihana ny fetin’ny asa, ny 01 mey 2020 teo anoloan’ny Tranombokim-pirenena Anosy “ ny fangatahana ny fanasoniavana ny convention 190 an’ny OIT (Organisation Internationale du Travail). Continuer la lecture