Notanterahina tao Toamasina ny 29 jona 2023 ny fanolorana ny Drafi-pampandrosoana ny kaominina (PCD) ho an’ireo Kaominina ambanivohitra any amin’ireo faritra voakasiky ny asa fitrandrahana ataon’Ambatovy sy ny Drafitra fampiasambola (PIC) hoan’ny Kaominina an-drenivohitra Toamasina sy Moramanga. Continuer la lecture
Catégorie Actus
HUMANITAIRE : Le père Pedro décoré à Paris
Maurice Collin, un humanitaire ami de Madagascar, a été heureux de faire remettre au Père Pedro le « Grand Prix Humanitaire de France » catégorie « Grand Or » le 21 juin à Paris. C’est une belle reconnaissance. Continuer la lecture
CORSAIR: La compagnie aérienne est retour à Madagascar
Corsair a fait son retour à Madagascar. Le vol inaugural a eu lieu le 28 juin 2023. Continuer la lecture
AMBOROMPOTSY : Mety hitohy tokoa ve ny fandravana sy fanapotehina ireo trano mihorina eo?
Mitaintaina ireo mponina. Nahare feo ireo mponina monina ao Amborompotsy, Fokontany Tsarahasina Kaominina Ambohimangakely fa aorian’ny fetin’ny fahaleovan-tena no ho avy ny bulldozer handrava ny trano rehetra eo amin’ny tany antsoina hoe Manankasina III. Continuer la lecture
THE VOICE AFRICA : Six candidats malgaches ont réussi à se hisser jusqu’à la phase « Battle Round »
Airtel Madagascar, l’un des principaux fournisseurs de services de télécommunications et d’argent mobile, appelle les fans de musique à soutenir les stars nationales en herbe qui participent actuellement à The Voice Africa, la vitrine télévisée des meilleurs talents vocaux d’Afrique. Continuer la lecture
FETIM-PIRENENA MALAGASY: Ankizy 2.000 nahazo kilalao, sakafo ary boky avy amin’ny Orange Madagascar
Nanokana hetsika iray antsoina hoe “andro natokana ho an’ny firaisan-kina” ny Orange Madagascar sy ny Orange Solidarité Madagascar ho fanamarihana ny iray volan’ny ankizy sy ny fankalazana ny fetim-pirenena malagasy. Continuer la lecture
RAVINALA AIRPORTS: Nankalaza ny fetim-pirenena niaraka tamin’ny vahoaka Malagasy
Tsy foto-drafitr’asa fotsiny irery ihany ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eny Ivato fa vavahadin’ i Madagasikara ahitan’ireo mpitsidika avy ivelany na Malagasy mahita ny hatsaran’ny kolotsainan’ny Nosy ihany koa. Continuer la lecture
L’HISTOIRE DU REVEIL SPIRITUEL A MADAGASCAR : Le cas de Soatanana
A la demande du Sakaizan’ny Fiangonana Protestanta Malagasy any Andafy (S-FPMA), une conférence a été organisée le Dimanche 18 Juin dans l’après-midi. Continuer la lecture
LES PRIX SONT DEJA EN FETE CHEZ BAOLAI
Presque dans le monde, le mois de Juin est synonyme de fêtes dans la joie. Continuer la lecture
COMESA MEDIA AWARDS 2022: Mpanao gazety avy eto Madagasikara ny iray tamin’ireo 4 mianadahy nahazo loka
Nandritra ny fihaonana an-tampon’ny COMESA andiany faha-22, ny 8 jona 2023 tany Lusaka (Zambie) no nanolorana ny lokan’ireo mpanao gazety mendrika indrindra tamin’ny fifaninanana COMESA MEDIA AWARD 2022. Continuer la lecture





















