Hetsika fanehoana hevitra sy hilazana ny tsy fifaliana. Continuer la lecture
Catégorie Actus
OMBY BEVOHOKA: Efa azo fantarina amin’ny alalan’ny « échographie »
Mivoatra ny teknolojia. Afaka atao « échographie » ny ombivavy ahafantarana fa mitondra vohoka. Continuer la lecture
FIA ANDIANY FAHADIMY: Mizara traikefa momba ny teknikam-pambolena « agroécologie » sy fambolena biolojika ny GSDM sy SYMABIO
Miaro tontolo iainana, mitombo ny vokatra, mihena ny fampiasana akora simika, manatsara ny tsiron’ny tany. Anisan’ireo tombontsoa amin’ny fampiharana « agroécologie » ireo. Continuer la lecture
FOARA IRAISAMPIRENENA HO AN’NY FAMBOLENA (FIA): Fampirantiana ireo vokatra tsara kalitao, fampihaonana ny tantsaha sy mpandraharaha
Mampiavaka ny Foara iraisampirenena ho an’ny fambolena, fiompiana ary jono (FIA) ny fampahahafantarana ireo seha-pihariana mbola misokatra eto Madagasikara sy any ivelany ho an’ireo sehatra telo ireo. Continuer la lecture
COLLECTIF DES ADMINISTRATEURS CIVILS : Nanolotra tolo-kevitra manoloana ny savorovoro politika
Lalim-paka loatra ny tsy fahatokisana intsony ireo rafitra mpikarakara isan-karazany. Continuer la lecture
AMBATOASANA SOAVINANDRIANA: Nahazo fotodrafitr’asa vaovao momba ny fahasalamana, fanabeazana, rano fisotro madio
Voasafidy ho isan’ireo kaominina hisitraka ny fandaharan’asa « Village Orange » i Ambatoasana Afovoany ao amin’ny distrikan’i Soavinandriana, faritra Itasy. Continuer la lecture
FOARA VOATSE: Hitondra fanatsarana ny fiainan’ny mponina any Androy ny Airtel
Manana ny tanjaka ara-toekarena ny faritra Androy saingy saron’ny resaka kere. Continuer la lecture
CANAL+: Nitondra fanovàna goavana eo amin’ny tolotra sy ny sarany
Mivoatra be ny tolotra ao amin’ny CANAL+. Nitondra fanovàna goavana eo amin’ny “contenu” sy ny saran’ireo tolotra isan-karazany ny orinasa. Manomboka ny alatsinainy 11 septambra 2023 dia mivadika ho TOUT CANAL + ny tolotra EVASION + ary azo jifaina amin’ny vidiny 120.000 Ariary raha toa ka 200.000 Ariary izany teo aloha. Continuer la lecture
COLLECTIF DE L’ADMINISTRATEUR CIVIL : Tandindomin-doza ny firenena, miantso ny fanelanelanana
Hijoro ny collectif d’administrateur civil. « Miantso ny tomponandraikitra eto amin’ny firenena toy ny FFKM, ny HCC hatsiaro tena ary mba ho afainganina sy amafisina ny fanelanelana fa tandindomin-doza ny firenena. Continuer la lecture
MPANAKANTO BIG MJ: Voatendry ho ambasadaoro vaovao an’i Orange sy Orange Money Madagascar
Anisan’ireo mpanakanto manana ny lazany i Big MJ na eto an-toerana na any ivelany. Nosafidian’ny Orange sy Orange Money Madagascar izy ho ambasadaoro vaovao an’ireo marika roa ireo. Continuer la lecture





















