Doka

KONNECT BY BLUELINE : Aterineto aingam-pandeha


Rakotra 100% aterineto i Madagasikara. Na aiza na aiza eto Madagasikara dia afaka mampiasa tambajotra aterineto aingam-pandeha hatrany amin’ny 50 Mbps raha mampiasa ny « konnect by blueline ». Hitondra fivoarana ho any sehatra rehetra, toy ny fitrandrahana, tetikasa isan-karazany, « e-gouvernance », trano fandraisam-bahiny, orinasa….. Nampahafantarina teny amin’ny foibe-toeran’ny Blueline Andranobevava ny 03 octobra 2023 ity « konnect by blueline » ity. Teknolojia raitran’ny Eutelsat. Iray amin’ireo orinasa lehibe mampiasa « satellite » maneran-tany  izy. Azo antoka sy tsara ny « konnect by blueline » hatrany amin’ny 99,5%. Tsy hisy ny fahatapahana noho izany raha mampiasa azy.

Ny « konnect by blueline » dia mora sady mahafeno ny ilain’ny mpanjifa. Ohatra amin’izany ny tolotra 5Go amin’ny atoandro miampy 150Go amin’ny alina na 155Go manomboka amin’ny 75.000 ariary.

Ra-Nirina


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *