Tsy adinon’ny Orange Solidarité Madagascar mihitsy ireo zaza marary eny amin’ny hopitaly rehefa fetin’ny noely tahaka izao. Continuer la lecture
Catégorie Actus
MADAVISION : Hetsika ara-barotra maro no karakainy amin’ny taona 2025
Mihoatra noho ny teo aloha. Mampiodina vola haingana sy ao anatin’ny fotoana fohy ny sy ahazoana mpanjifa vaovao sy mpiara-miasa ny hetsika ara-barotra. Continuer la lecture
TANTARAN’NY HOSODOKO MALAGASY: Naverina natonta ny boky nosoratan’i Andrianetrazafy Hemerson
Manana ny maha izy azy ny sary hosodoko malagasy vokatry ny sintona nateraky ny kolontsaina maro niditra sy nivoatra teto Madagasikara. Continuer la lecture
BAOLAI : OUVERTURE EXCEPTIONNELLE TOUS LES DIMANCHE JUSQU’À LA FIN DE L’ ANNEE
En cette période de l’année, ce sont les fêtes de Noël et du Réveillon à venir qui monopolisent l’attention du citoyen lambda. Continuer la lecture
ORINASA MANDRAY ANDRAIKITRA ARA-TSOSIALY: Manampy ny tanora sy vehivavy hahaleo tena ara-bola ny Orange Madagascar
Sehatra iray mamorona asa ny firoboroboan’ny teknolojia vaovao. Mampiofana ny vehivavy hahaleo tena ara-bola sy ny manampy ny tanora hanana asa ami’ny alalan’ny nomerika ny Orange Madagascar. Continuer la lecture
LE « TROISIEME POLE » DE L’APPAREIL JUDICIAIRE S’EST MANIFESTE : La CAREA en assemblée générale ordinaire
La Compagnie des Arbitres Rapporteurs et Experts Agréés près les Cours et Tribunaux de Madagascar (CAREA) a tenu son A.G.O Vendredi 29 novembre 2024 à l’hôtel Grégoire La Rotonde Mahavoky Besarety. La CAREA est régie par la loi N° 5936 du 17 avril 1959, modifiée par la loi N° 2006-015 du 20 juillet 2006. Continuer la lecture
FITRANDRAHANA ELADRANO (MICA): Manambatra ny heriny ireo mpisehatra iadiana amin’ny fampiasana zaza
Ho fitrandrahana tomponandraikitra. Olana goavana amin’ny sehapihariana eladrano (Mica) eto Madagasikara ny fampiasana zaza. Continuer la lecture
VIH/SIDA ETO MADAGASIKARA: Eo amin’ny 50.000 mitondra ny tsimok’aretina no tsy mbola voatily
Mitombo ny olona mitondra ny VIH eto Madagasikara. Continuer la lecture
SOKATRA SY VARIKA TRATRA TANY THAILANDE : Tonga teny Ivato ny andiany voalohany.
Naverina eto Madagasikara ireo sokatra sy varika nisy nanondrana antsokosoko tany Thailande. Continuer la lecture
TOLIARA : Premier Symposium sur la Biodiversité Marine de Madagascar
Les 2 et 3 décembre prochains, Toliara accueillera le tout premier Symposium sur la Biodiversité Marine de Madagascar. Continuer la lecture





















