Catégorie Actus



SECES: Miantso ny Prezidan’ny Repoblika sady hamory ny mpianatra


Tsy araky ny eritreretina. Nihaona tamin’ny ministry ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny solontenan’ny SECES manerana ny Nosy  ny 19 novambra 2019. Rehefa avy nivory ny mpampianatra-mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra avy eto Antananarivo sy ny solontena avy any amin’ny faritany omaly 20 novambra 2019 dia nanao fanambarana tamin’ny mpanao gazety. Continuer la lecture


SECES ANTANANARIVO: Tsy nanaiky ny fiangavian’ny ministra


Tsy nisy ny vokatra azo tsapain-tanana. Taorian’ny fihaonana tamin’ny ministry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny alarobia 13 novambra 2019 sy ny antso an-telefaonina nifanaovana tamin’ny tomponandraikitry ny Fiadidiana ny Prezidansan’ny Repoblika nivory ny SECES (Sendikan’ny Mpampianatra-mpikaroka sy Mpikaroka-mpampianatra) omaly 14 novambra 2019 teny Ankatso. Continuer la lecture