Voatery varotana ny ampaham-bokatra mba hahazoana vola hividianana kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FAHASALAMANA : Nitombo ny mpitsabo mpanampy sy ny mpampivelona.
Navoaka tamin’ny fomba ofisialy tany amin’ny oniversite Maninday toliary ny mpitsabo mpanampy sy ny mpampivelona tao amin’ny sampam-pampianarana mpitsabo . Continuer la lecture
ZEZIKA BIOLOJIKA GUANOMAD: Miantoka ny fahavitan-tena ara-tsakafo
Mampiakatra ny tahan’ny vokatra avy amin’ny fambolena ny fampiasana zezika biolojika. Ho an’ny firenena lehibe tahaka an’i Chine, 200 kilao isaky ny hektara ny zezika ampiasain’ny tantsaha. Continuer la lecture
ONIVERSITE HPI/MASCA: Mamolavola mpianatra hamorona asa
Namoaka mpianatra nahazo ny mari-pahaizana Licence indray ny oniversite HPI/MASCA Sabotsy Namehana. Mpianatra 37 avy amin’ny lalam-piofanana fitsaboana (Paramedicaux), fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra, (Agronomie) ary serasera (communication et journalisme) ireto tarika indray nihira andiany faharoa ireto. Continuer la lecture
MPANAO GAZETY: Mitondra fitoniana na firehetana.
Mpisehatra mitondra filaminana na fikorontanana amin’ny firenena ny mpanao gazety. Fepetra takiana amin’ny asa fanaovan-gazety ny fanoavana “recoupement” na fanamarinana ny vaovao. Continuer la lecture
SECES sampana Antananarivo: Hamolavola rafitra hampiombona ny Malagasy
Mikorontana tanteraka ny any andohan’ny vahoaka Malagasy mahita sy maheno ny zava-misy eto Madagasikara. Noho izany, hanatanteraka fivoriana mikato-trano ny alakamisy 16 Mey 2018 ny SECES sampana Antananarivo hamolavola rafitra, lamina mato-paika ary mahomby. Continuer la lecture
FESTIVAL MÈRE ET ENFANT: Hampiavaka azy ny fifaninanana ho an’ny reny sy ny ankizy
Ao anatin’ny hetsika “festival mère et enfant” andiany faharoa, ny 28 ka hatramin’ny 30 jona 2018, mikarakara fifaninanana sokajy roa ny Company Mahasoa. Continuer la lecture
Fako eto Antananarivo Renivohitra: Hiandry ny filoham-pirenena indray ve ?
Mivangongo tsy misy mpanangona ny fako eny amin’ny daba fanariana azy eto Antananarivo renivohitra. Continuer la lecture
Herinandron’i Eraopa: Mampisongadina ny asa fanaovan-gazety
Mpanao gazety roa vavy no nandrombaka ny loka tamin’ny fifaninana nokarakarain’ny vondrona eraopeanina. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana momba ny fankalazana ny faha-60 taona niarahan’ny vondrona eraopeanina niasa tamin’i Madagasikara ity fifaninanana natokana ho an’ny mpanao gazety ity. Continuer la lecture
« Radio N’ambanivolo »: Azo jifaina amin’ny tranokala
Nivoaka tamin’ny faran’ny volana Aprily lasa teo tany ivelany ny raki-kira vaovaon’i Samoela mitondra ny lohateny hoe « Radio N’ambanivolo ». Continuer la lecture





















