Feno 10 taona nandraisana anjara tamin’ny fampandrosoana ara-tsosialy, ara-toekarena sy ara-koltoraly ny Orange Solidarité Madagascar. Reny mpiahy ny lanonana fankalazana ny faha-10 taonan’ny fikambanana i Rajoelina Mialy, vadin’ny Prezidan’ny Repoblika. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
MPANAO GAZETY MPANAO FANADIHADIANA LALINA, RIANA RAYMONDE: Hamoaka boky momba ireo endri-paneriterena ny mponina any Atsimo
Ahafahana manampy ireo olona lasibatry ny fandikan-dalàna. Amin’ny volana aogositra 2021 no hivoaka amin’ny fomba ofisialy ny boky mirakitra ny fanadihadiana lalina momba ireo karazana endri-paneriterena ny mponina any ambanivohitra. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Nanolo-tanana ny Autisme Fédération Madagascar
Manana andraikitra amin’ny fampitoviana zo amin’ny fampiasana ny nomerika ny orange Madagascar. Noho izany dia nisy ny fifanaovan-tsonia ho fiaraha-miasa eo amin’ny Orange Solidarité Madagascar sy ny Autisme Fédération Madagascar (Au.Fé.M) teny Akorondrano ny 13 Jolay 2021. Continuer la lecture
ONN: Hamoaka paikady momba fivelaran’ny maha olona i Madagasikara
« 39 % ny fahafahan’ny zaza mivelatra ihany no hananan’ny zaza Malagasy raha tokony ho 100 % », araka ny fanadihadiana natao teto Madagasikara, hoy ny mpandrindra nasionalin’ny ONN (Ofisy nasionaly misahana ny fanjariantsakafo). Continuer la lecture
FIFANINANANA WIKICHALLENGE : Lasan’ny sekoly moana sy marenina ADSF avy eto Madagasikara ny fitaovam-pianarana mitentina 5.000 Euros
Tamin’ny alalan’ny vakodrazana no nandrombahan’ny ankizy teto Madagasikara tao amin’ny sekoly moana sy marenina ADSF avy eto Antananarivo ny loka voalohany ny « WikiChallenge » 2021. Continuer la lecture
FETIM-PIRENANA MALAGASY: 1000 mahery ireo zokiolona nomena solombodiakoho tao Alasora
Nanomboka ny 24 jona ary nitohy ny 25 jona 2021 ny hetsika fanomezana solombodiakoho ho an’ireo zokiolona mihoatra ny 70 taona ao amin’ny kaominina Alasora. Continuer la lecture
VADIN’NY BEN’NY TANANA ALASORA SY IREO RENY MALALA-TANANA: Nanao asa sosialy teny amin’ny EPP Mahitsy Alasora
Noho ny fankalazana ny fetim-pirenena malagasy, nizara vatsy ho an’ny mpianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra ary ireo mpampianatra ao amin’ny EPP Mahitsy Alasora ny vadin’ny Ben’ny tanàna Alasora, Razaka Mireille sy ireo reny malala-tanana ary ny fikambanana “reny sy ny zaza” na “association mère et enfant”. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Feno 10 taona nanohanana ireo tetikasa mampiasa ny fanavaozana ara-tsosialy
Manana ny mampiavaka azy ny POESAM 2020. Notanterahina ny 18 jona 2021 teny Ankorondrano ny fizarana ny amboara sy ny loka ho an’ireo tetikasa malagasy mampiasa ny fanavaozana ara-tsosialy mendrika indrindra ka nandray anjara tamin’ny fifaninanana POESAM (Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient ), taona 2020. Continuer la lecture
GREEN YELLOW MADAGASCAR : Les travaux d’extension de la centrale d’Ambatolampy vont démarrer en ce mois de juin 2021
Une réduction significative de couts de production de la JIRAMA. Dans le cadre de la promotion des énergies renouvelables et suite au succès de la phase 1, JIRAMA et GreenYellow Madagascar (GYM) ont conclu un accord portant sur l’extension de la centrale d’Ambatolampy afin de porter sa capacité de 20 à 40MWc ainsi que 5MWh de batterie. Continuer la lecture
VAKSINY COVID-19 : “Lalana iray ahafahantsika miala amin’izao valanaretina izao”
Nitohy teny amin’ny fitaleavam-paritry ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy (DREDD) Analamanga, ny 15 jona 2021 teny Nanisana, ny fanentanana ny fanaovana vaksiny Covid-19 ataon’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka. Continuer la lecture











