Manana ny mampiavaka azy ny POESAM 2020. Notanterahina ny 18 jona 2021 teny Ankorondrano ny fizarana ny amboara sy ny loka ho an’ireo tetikasa malagasy mampiasa ny fanavaozana ara-tsosialy mendrika indrindra ka nandray anjara tamin’ny fifaninanana POESAM (Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient ), taona 2020. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
GREEN YELLOW MADAGASCAR : Les travaux d’extension de la centrale d’Ambatolampy vont démarrer en ce mois de juin 2021
Une réduction significative de couts de production de la JIRAMA. Dans le cadre de la promotion des énergies renouvelables et suite au succès de la phase 1, JIRAMA et GreenYellow Madagascar (GYM) ont conclu un accord portant sur l’extension de la centrale d’Ambatolampy afin de porter sa capacité de 20 à 40MWc ainsi que 5MWh de batterie. Continuer la lecture
VAKSINY COVID-19 : “Lalana iray ahafahantsika miala amin’izao valanaretina izao”
Nitohy teny amin’ny fitaleavam-paritry ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy (DREDD) Analamanga, ny 15 jona 2021 teny Nanisana, ny fanentanana ny fanaovana vaksiny Covid-19 ataon’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR : Mitohy ny fananganana « village orange »
« Village orange » faha 27 ny eny amin’ny kaominin’ambanivohitry i Masindray. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny 11 jona 2021 ireo fotodrafitr’asa mandrafitra ity « Village orange » eny Masindray ity. Vita tamin’izany ny fanavaozana ny sekoly fanabeazana fototra (EPP), ny fanamboarana tambohon’ny sekoly, « chalet » hialokalofan’ny mpianatra, nametrahana zaridaina, nasiana fitoeran-drano sy toerana fanasana tanana ary paompy fatsakana. Ao anatin’ny « Village orange » ny fanampiana ataon’ny orange solidarité ho fampitaovana ireo toerana mikarakara ny reny sy zaza. Noho izany dia nasiana herinaratra azo avy amin’ny masoandro ny toera-pitsaboana Centre de Santé de Base de niveau 1 (CSB I) ary ny Centre de Santé de Base de niveau 2 (CSB II) kosa dia nofenoina fitaovana isan-karazany.
Hevitra avy amin’ny ONG Taratra no nahafahana nanao izao asa izao fa ny orange solidarité Madagascar no nanantanteraka ny asa ho fanampiana ny mpiara-belona sy ny vehivavy. Tsy adino noho izany ny ONG Taratra fa nananganana trano nomerika ho an’ny vehivavy izay any Anjozorobe.
Marihana fa tonga nanolotra izao zava-bita izao ny filohan’ny orange solidarité Madagascar, Josie Randriambeloma, ny ben’ny tanàn’i Masindray, Stela Marius Andrianomenjanahary, filohan’ny ONG Taratra, ny solotenan’ny ministeran’ny fahasalamana sy ny fanabeazam- pirenena ary ireo tomponandraikitra isan-karazany eny an-toerana.
Ra-Nirina
PREZIDA RAJOELINA SY NY BEN’NY TANAN’IVATO : Tafaraka samy tia-fandrosoana sy manina ny vahoaka
Hahazo fotodrafitrasa hafa maro indray ny kaominin’Ivato. Tsy navelan’ny ben’ny tanàn’Ivato, Randrianarisoa Penjy handalo fotsiny ny Prezidàn’ny Repoblika, Rajoelina Andry nandritra ny fanolorany tamin’ny fomba ofisialy ireo daba pako dimy sy camion benne iray ny 10 Jona 2021 teo an-tokontan’ny kaominin’Ivato. Continuer la lecture
KAOMININ’IVATO : Nomen’ny Prezidàn’ny Repoblika Rajoelina Andry camion benne iray sy dabapako fito
Mendrika tohanana ny ben’ny tanana miasa. Nihaiky ny Prezidà Rajoelina Andry fa miasa mafy ny ben’ ny tanànan’Ivato Randrianarisoa Penjy amin’ny fampandrosoana ny tanànan’Ivato. Continuer la lecture
HOLAFITRY NY VADINTANY SY NY MPANAO LAVANTY ETO MADAGASIKARA : Hiakatra fitsarana ihany ilay raharaha nanaovana herisetra tamin’ny vadintany vehivavy.
Ny tantara dia mbola mitohy… Fantatra fa hiakatra fitsarana amin’ny Alatsinainy 07 Jona 2021 eny Anosy ny raharaha fitoriana nataon’ny vadintany vehivavy niharan’ny herisetra ara-batana teo am-panatanterahana ny asany raha ny vaovao azo. Continuer la lecture
EURO 2020 : Ao amin’ny Startimes ny fotoana !
Ho hita mivantana ao amin’ny Startimes ny lalao rehetra. Ekipa-pirenena 24 mahay indrindra ao eraopa no hiatrika ny fifaninanana Euro 2020 izay hanomboka amin’ny 11 jona 2020 ho avy izao ka haharitra iray volana. Continuer la lecture
Euro 2020 : Football pour tous avec StarTimes
La compétition de football la plus attendue de l’année arrive. L’Euro 2020 débute le 11 juin 2021 et en tant que diffuseur officiel, StarTimes s’est engagé à ce que chaque fan de football d’Afrique puisse profiter pleinement du tournoi. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITÉ: Mampiseho hatrany ny fahavononana amin’ny ady atao amin’ny Covid-19
Mpisehatra voalohany mandray anjara mivantana amin’ny ady atao amin’ny Covid-19 ny mpiasan’ny fahasalamana. Continuer la lecture











