Faritra 17 amin’ny 23 no efa vonona amin’ny fikarakarana ny « Foire économique et commerciale des 23 régions », araka ny tatitra nataon’ny mpikarakara, ny 26 oktobra 2021 tao amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
ONG OPERATION SMILE: Olona 500 manana fahasembanana sima molotra sy ny vaky lanilany hahazo fandidiana maimaim-poana
Fampitomboana ny olona misitraka fandidiana. Te hampitombo ny isan’ny olona manana fahasembanana sima molotra sy ny vaky lanilany ho sitranina ny ONG Operation Smile. Continuer la lecture
CLEANING CHALLENGE: Nozaraina loka ireo mpifaninana tsara naoty indrindra
Roa volana ny faharetan’ny fifaninanana Cleaning Challenge karakarain’ny Fondation Terra. Ny volana voalohany no vita ka nozaraina loka ireo mpifaninana telo voalohany nanana naoty tsara indrindra. Continuer la lecture
SCOLARISATION DES ENFANTS DEMUNIS: L’ONG TAHEZA fait appel aux partenaires et heureux donateurs
L’ONG TAHEZA (TAnora HEry sy ozatrin’ny Zandry Afara) prévoit faire des dons de fournitures scolaires aux élèves de l’EPP d’Andranomanalina et Manarintsoa. « A cause de la crise sanitaire de la Covid-19 et de l’inflation, les parents d’élèves sont en difficulté. Continuer la lecture
JET KINTANA: Tanora manan-talenta ny ankamaroan’ireo mpilalao ho an’ny taom-pilalaovana 2021-2022
Mila tohana ara-teknika, ara-pahasalamana fa indrindra ara-bola raha tiana ho matihanina ireo mpilalao anaty klioba. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Hanampy ny tanora amin’ny famoronana asa ny Fablab eny amin’ny Onivesrsite an’Antananarivo
Betsaka ny tanora mahay kanefa tsy ampy ny sehatra ivelarany. Misy amin’izy ireo no misafidy ny ho any ivelany. Continuer la lecture
VONDROM-BEHIVAVY AO ALASORA: Mitondra fahasambarana ho an’ny mpiara-belona
Mpianatra 150 sy ray aman-drenin’ny mpianatra 150 ary mpampianatra am-polony ao amin’ny EPP Ambohimanga Alasora notoloran’ireo vehivavy malala-tanana ao amin’ny kaominina Alasora vatsy ny 29 septambra 2021. Continuer la lecture
MORINGA WAVE : L’un des premiers bénéficiaires de la ligne de crédit SUNREF
Un exemple de projet éco-responsable. L’entreprise Moringa Wave, particulièrement impliquée dans les Objectifs de Développement Durable (ODD) fait partie des premiers bénéficiaires de la ligne de crédit SUNREF, label finance verte de l’Agence Française de Développement (AFD), avec le soutien financier de l’Union Européenne. Continuer la lecture
STARTIMES: Handefa ny horonantsary mitohy « RHIAN » amin’ny teny malagasy
Tantaram-piainan’ny zanaka vavin’ny jeneraly. Miavaka amin’ireo horonantsary mitohy efa nalefan’i Startimes ny “série” mitondra ny lohateny hoe “RHIAN”. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Mitondra ny fahaiza-manaony amin’ny ady atao amin’ny katarakta sy fahajambana
Mba hahiratra indray ireo miaina ao anatin’ny fahajambana. Continuer la lecture











