Ahitana “maison digitale” avokoa ny boriborin-tany enina eto Antananarivo renivohitra. Natao hampiofanana ny vehivavy ny tontolon’ny nomerika sy ny informatika ireo foto-drafitrasa ireo. Tetikasa niarahan’ny kaominina an’Antananarivo renivohitra niasa tamin’ny fikambanana “Orange Solidarité” izy ity. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FONGOTRA NY LEFAKOZATRA : Manaporofo ny fanjakana
Nahazo fampiofanana ireo tomponandraikitra mpanara-maso ifotony ny aretina voatsabo amin’ny alalan’ny vaksiny (SMEV). Nohamafisina ny fahaiza-manao efa hananan’izy ireo. Nandritra ny telo andro, nanofana ireo tomponandraikitra (point focal) avy amin’ny distrika manerana an’i Madagasikara ny fianakaviambe iraisam-pirenena momba ny fahasalamana (OMS). Continuer la lecture
VIOLENCE CONJUGALE A MADAGASCAR: Coutume, base du conflit
Les femmes Malagasy persévèrent face aux violences conjugales même si elles souffrent. La coutume et l’inquiet de l’avenir les obligent à supporter la violence physique, sexuelle, morale, verbale et économique. Les hommes abusent à agresser, à abuser sexuellement, à insulter leurs femmes et les à empêcher à travailler.
KRISTIANINA MANAM-PAHAIZANA Tarigetra ny fampandrosoana mirindra
Amin’ny alahady 11 martsa 2018 ny fivoriana iraisam-pirenena fanaon’ny “Leadership Chrétien Développement” (LCD) isan-taona. Eny amin’ny CCI Ivato no hanatanterahina izany. Continuer la lecture
Sekretera Jeneraly MINDEF : Manolo-tanana ny Polisy sy Zandary ny Tafika
Délire Madagascar: Amiral Rakotoarisoa Marie Jean Lucien, nankalaza taombaovao ny Tantsambo tranain’ny Tafika an-dranomasina malagasy, ary voaasa ianao. inona no azo ambara tompoko? Continuer la lecture
Taombaovaon’ny MATAFA: Nananika ny avo ny tantsambo tranainy
Tsy dia vaovao eo amin-dry zareo Malagasy Tantsambo Fahiny (MATAFA) ny mihaona fa mateti-piseho, angamba tsy manitatra raha hilaza fa inefatra na mety ho indimy isan-taona aza. Continuer la lecture
Resaka lalàm-pifidianana : Mampiakam-peo ny vehivavy MFM
Délire Madagascar: Rasoaniaina Malalatiana Filohan’ny vehivavy MFM, mandeha ny resaka fa ny Lalànan’ny fifidianana ankehitriny dia toa mampiferinaina an-dry zareo MAGRO fa tia hoe tsy mahazo milatsaka ny Dadany. Ahoana ny hevitrao manodidina an’izay tompoko? Continuer la lecture
Sekoly Fitahiana Antohomadinika : Nakatona aloha.
Ity no tonga amin’ny fitenenana hoe : « ny lehibe no miady ka ny ankizy no voaporiporitra ». Tao aorian’ny fanalana ny mpitandrina ANDRIANANTENAINA Alain De Néri ao amin’ny fiangonana METM Zoara famonjena Antohomadinika izay tsy nahomby sy ny nametrahan’ny foiben’ny METM « Misiona evanjelika Teratany eto Madagasikara » ny tale vaovao ao amin’ny sekoly fitahiana, tsy maintsy nakatona ny sekoly amin’ny fotoana voafetra. Continuer la lecture
CENTRE MAMAN KANGOUROU: Nitombo iray indray
Fitsaboana avo lenta mampitombo haingana ny zaza tsy tonga volana sy tsy ampy lanja ny “maman kangourou”. Mihoatra lavitra ny vokatry ny fitsaboana amin’ny alalan’ny « couveuse » ity fitsaboana amin’ny alalan’ny hafanan’ny reny ity. Continuer la lecture
SALON DES ÉTUDES INTERNATIONALES : Andro voalohany, liana dia liana ny mpianatra
Nisokatra androany ny « salon des études internationales » natao hampahafantarana ireo mpianatra ny dingana atao raha hianatra any ivelany. Continuer la lecture











