Nanao fanadihadiana ny fizotry ny fitiliana sy ny fitsaboana ny tsimokaretina VIH/SIDA eto Madagasikara, teo anelanelan’ny volana septambra 2017 ka hatramin’ny jona 2019 ny Médecins du Monde. “Tsy maintsy ovaina ny fomba fampitàna vaovao”. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
ORANGE: Mitsinjo ny fahasalaman’ny mpiasa
Mandroso ny orinasa rehefa salama ny mpiasa ao aminy. Resy lahatra amin’izany ny orinasam-pifandraisan-davitra Orange Madagasikara ka ao anatin’ny taona iray dia manokana andro hanaraha-maso ny fahasalaman’ny mpiasa ao aminy. Continuer la lecture
FILOHA TEO ALOHA RAJAONARIMAMPIANINA HERY : Nitondra ny teny fampiononana sy fankaherezana
Amin’ny fo feno alahelo no nandrenesanay ny zava-nitranga teny Mahamasina ny andron’ny 26 Jona, fankalazana ny fetim-pirenentsika.
Miondrika am-panajàna eo anoloan’ny nofo mangatsiakan’ireo namoy ny ainy ary mampahery ny fianakavian’izy ireo. Mirary fahasitranana ihany koa ho an’ireo izay naratra. Ny Fitahian’Andriamanitra anie homba sy hampahery anareo hatrany.
Mivavaka mandrakariva ho an’ny vahoaka malagasy sy ho an’i Madagasikara tanindrazantsika.
Hery Rajaonarimampianina mivady.
________________________________________________________________________________
C’est avec une profonde tristesse que nous avons appris le tragique évènement qui s’est déroulé à Mahamasina, le 26 juin, jour de célébration de notre Fête Nationale.
Nous rendons hommage à ceux qui y ont perdu la vie, et exprimons nos condoléances et nos souhaits de réconfort aux familles éplorées. Nous souhaitons également un prompt rétablissement aux blessés, que Dieu vous bénisse et que sa grâce vous accompagne.
Nous adressons nos prières au peuple Malagasy, et pour Madagasikara, notre chère patrie.
Monsieur et Madame Hery Rajaonarimampianina.
CAN 2019: Manolotra loka hivahinianana any Egypte ny Orange
Tanora malagasy telo ho any Egypte, hanatrika ny CAN 2019. Fanirian’ny Orange ny hampianoka ny mpitia baolina kitra, tantara tsy manam-paharoa. Continuer la lecture
VAKOK’IREO MPANJAKA SISA TSY MAY : Azo tsidihina eny amin’ny lapan’Andafiavaratra
Azon’ny olon-drehetra tsidihana ny mozea ao amin’ny lapan’Andafiavaratra izay misy ireo vakok’ireo mpanjaka nifan-dimby sisa tsy may tao amin’ny rovan’Antananarivo. Continuer la lecture
TILY ETO MADAGASIKARA : Manomana ny fahazato taonany
Afaka 5 taona dia hankalaza ny faha-zato taona ny tily eto Madagasikara izay ny taona 1924 no niforonany ary notarihin’i Chef RANDRIA sy ny ekipany tamin’izany fotoana izany. Continuer la lecture
TAMBOHOBE : Mitohy ny ady amin’ny herisetra
Tao aorian’ny fivoriam-be notanterahana teny amin’ny B-Maestro Betongolo sy noho ny fahataperan’ny fe-potoam-piasan’ny biraon’ny fikambanana TAMBOHOBE « Tanora Mbola ho beazina » dia notanterahana ny fifanoloran’andraikitra teo amin’ireo mpikabana amin’ny birao vaovao sy ny teo aloha. Natao tetsy Antaninarenina izany androany Alakamisy 20 Jona 2019. Continuer la lecture
LAPAN’ANDAFIAVARATRA : Azo tsidihan’ny daholobe
Hisokatra ho an’ny daholobe ny mozea an’ny Lapan’Andafiavaratra. Fotoana voafetra ihany anefa izany. Ny 21 jona ka hatramin’ny faran’ny volana septambra 2019 no hampirantiana ireo vakoka sisa tsy may tao amin’ny Rovan’Antananarivo, notehirizina tao amin’ny Lapan’Andafiavaratra. Continuer la lecture
CARTEL: Manazava ny raharaha Raboanarijaona Holijaona sy Manandafy Mahery Lanto
Ny 20 jona 2019 ny fotoam-pitsarana momba ny fitoriana nataon-dRaboanarijaona Holijaona, misahana ny “émergence de Madagascar” an’i Manandafy Mahery Lanto. Continuer la lecture
GROUPE SMTP: Mampatanjaka ny firenena ny fananganana indostria
Mitaraina ireo tompona indostria miorina eto Madagasikara noho ireo entana avy any ivelany mitobaka eto an-toerana. Continuer la lecture











