Zavatra roa samy hafa. Taorian’ny fitsirihana sy famotorana nataon’ny “direction de la police judiciaire” (DPJ) eo anivon’ny zandarimaria sy ny polisim-pirenena momba ny fitoriana napetraky ny ministeran’ny fambolena, manoloana ny fidirana antsokosoko tao amin’ny tanim-panjakana eny Nanisana dia olona folo no voatonotonona ho tompon’ny tany sy tompon’heloka. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
EPP MAIBAHOAKA: Ho ezahina tanterahina ny fanirian’ireo mpianatra
Havadika ho azo tsapain-tanana. Nitafa niaraka tamin’ireo mpianatry ny EPP Maibahoaka Ivato ireo tomponandraikitra ao amin’ny Orange Madagascar, androany 24 janoary 2020. Continuer la lecture
GROUPE FILATEX- DERA ENERGY: Hamatsy herinaratra avy amin’ny angovo maitso ao Toamasina
Fampihenana ny saran’ny famokarana herinaratra ataon’ny Jirama.. Ho tohiny fampahafantarana tamin’ny taona 2019, ao anatin’ny tanàn-dehibe efatra nosafidian’ny vondron’orinasa Filtex sy ny orinasa kanadiana « Danish Energy Regulatory Authority » (Dera Energy) hanatanterahana ny tetikasa famatsiana herinaratra avy amin’ny angovo maitso i Toamasina. Continuer la lecture
MPAMPIANATRA CEG ANTANIMENA : Mangataka amin’ny tompom-bola hanazava
Tsy mety tapitra ity resaka « panier garni » sy ny tontolony ity. Mahitsy ny tenin’ny mpampianatra sy mpandraharaha eny amin’ny sekoly CEG Antanimena ny 14 Janoary 2020. Continuer la lecture
STARTIMES: Handefa ny Euro 2020 sy ny Emirates FA Cup ary ny FA Community Shield
Manome ny tsara indrindra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena. Tafakatra 30 tapitrisa amin’ny firenena 37 ny mpampiasa ny Startimes. Anisany nahatonga ity televiziona nomerika ity nahazo vahana teto Afrika io tarehimarika io. Continuer la lecture
SEKOLY CRESCENDO : 10 taona namolavolana mpianatra ho tomponandraikitra
Tsy tahaka ny fisokafan’ny sekoly tamin’ny voalohany ny zava-misy ankehitriny. Mankalaza ny faha-10 taona niorenan’ny sekoly tsy miankina CRESCENDO. Continuer la lecture
ONIVERSITE ESTIIM’: Manome fiofanana ho an’ireo tra-pahasembanana (marenina)
Hisantatra izany ireo tanora vao afaka fanadinana bakalorea avy ao amin’ny AKAMA. Mitombo 100 indray ireo tanora vonona hiatrika ny tontolon’ny asa. Continuer la lecture
PANIER GARNI : Ohatrinona tokoa ny fitambarany ?
Vao nanomboka ny taona 2020 dia olana i « Panier Garni ». Nampisy ady hevitra teto amin’ny firenena ity hoe : « Panier Garni ». Mitaraina ny atsy, mitaraina ny aroa. Tonga hatramin’ny fitokonan’ny mpampianatra amin’ny fanjakana ho an’ireo mahatsapa fa kely ny sora-bola raisiny. Continuer la lecture
FATIN-DEHILAHY NENTINA TAMIN’NY TAXI: Olona 04 voasambotra, mbola karohina ny fahadimy
Taorian’ny fizahana nataon’ny polisy siantifika dia voamarina fa fatina vatan-dehilahy no nifono tamin’ny bodofotsy sy goelaka, tratra tao anaty taxi teny Andavamamba ny 02 janoary 2020. Continuer la lecture
AGENCE AMBININTSOA: Mpanampy an-trano miisa 300 notolorana valisoa
Mandray anjara amin’ny fampananan’asa. Feno folo taona amin’ny voalohany ny volana janoary 2020 ny Agence Ambinintsoa. Tao anatin’izay fotoana izay dia mizara valisoa ho an’ireo mpanampy an-trano naharitra heritaona no mihoatra tamin’ny asany ity agence manampy ireo mitady asa toy ny asa an-trano sy ny maro hafa ity. Continuer la lecture











