Hodinihina mandritra ny « forum économique de Madagascar » andiany voalohany ny paika ady ahafahan’i Madagasikara mahaleo tena ara-bola. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA : Hanorina sy hanarina i José Vianey
Misesisesy ireo olom-pirenena manambara ny filatsa-kofidiana ho filohan’ny repoblika amin’ity taona 2018 ity. Tao aorian’i Pasitera Mailhol, nanambara filatsahany ihany koa i José Vianey teny Ivato tamin’ny Sabotsy 17 Martsa 2018 lasa teo. Continuer la lecture
PMU Madagascar: Tsy nahita rirany tany amin’ny fitsarana frantsay
Nitory ny « PMU France » tany amin’ny tribonaly ambaratonga voalohany any Paris ny « PMU Madagascar ». Nangataka onitra enina tapitrisa euros ihany koa ity orinasa mpampilalao amin’ny alalan’ny hazakaza-tsoavaly eto Madagasikara ity. Continuer la lecture
VIMA: Mihena tsy fandriam-pahalemana rehefa…
“Tombony ho an’i Madagasikara ny fahatongavan’ny filoham-pirenena Indiana teto Madagasikara”, hoy ny Filoha Tale Jeneralin’ny orinasa Vision Madagascar (VIMA), Zouzar BOUKA. Nandritra ny fitsidihana nataony teto amin’ny firenena Malagasy, nikarakara fihaonana ho an’ny mpandraharaha ny masoivohon’ny Inde eto Madagasikara. Continuer la lecture
TAOM-BAOVAO MALAGASY: Hisehoany ny fomba filanonana
Eny amin’ny kianjan’i Mahamasina ny « Hadivory Fitososona » no hanamarika ny taom-baovao Malagasy . Mialohan’ny taom-baovao 18 martsa 2018, hisy ny fiandrasana ny taona vaovao ny alin’ny 17 martsa 2018. “Ho marihina amin’ny alalan’ny filalaovana arendrina manodidina ny kianjan’i Mahamasina izany”, hoy Rakoto Davida. Continuer la lecture
TAOM-BAOVAO MALAGASY : Tsy manavaka finoana na fiaviana.
Tanterahana eny amin’ny ivon’i Madagasikara ny taom-baovao Malagasy FENOHASINA iraisan’ireo ray aman-dreny mitana ny hasina. Continuer la lecture
FAMPIASAM-BOLA: Azo hanorenana orinasa ny 20.000 Ar
Mampitaintaina ny tanora Malagasy mahavita fianarana ny fahazoana asa. Amin’ny maha mpampiofana an’i Rojo Andrianasolo, nilaza izy fa azo atao ny manangana orinasa miainga amin’ny 20.000 Ariary. Continuer la lecture
OLONA MATIN’NY PESTA : Ny fomba fandevenana mendrika.
Azo atao ny manaraka ny fomban-drazana raha toa ka matin’ny pesta ilay olona. Misy fepetra kosa anefa napetraky ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka. Nankatoavin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena momba ny fahasalamana (OMS) ny tolotra ahafahana manao fandevenana mendrika sy manaraka ny fenitry ny fahasalamana. Continuer la lecture
KAIZEN : Teknika mampiroborobo isan’andro
Nianatra momba ny haitao sy toe-tsaina mivoatra isan’andro (kaizen) ny vehivavy ny antoko mpitolona ho an’ny fandrosoan’i Madagasikara (MFM). Atrik’asa narahina fiofanana no nanamarihan’izy ireo ny andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy. Continuer la lecture
Pasitera MAILHOL : Ny kolikoly mampamangy, ny tany miverina amin’ny tompony.
Tao aorian’ny nanaovan’ny antoko politika GFFM “ Gideona ho Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara” kongresy nasionaly tamin’ny herinandro lasa iny, nanampan-kevitra izy ireo fa i Pasitera MAILHOL André Christian Dieu Donné no kandidan’ny antoko amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena. Continuer la lecture





















