Hiditra ao Antalaha anio ny rivo-doza ENAWO. Ny 8 sy ny 9 martsa kosa izy no vinavinaina handalo eto Antananarivo. Araka ny fanazavan’ny sampana mpamatra ny toetra andro Malagasy, anisany rivo-doza mahery i ENAWO. Continuer la lecture
Catégorie Actus
HPI-MASCA: Ivom-pampianarana ahitana ambaratonga fototra ka hatrany amin’ny oniversite.
Niainga tamin’ny kely ny toeram-pampianarana HPI-MASCA Sabotsy Namehana. Ny taona 1974 no niforona ny sekoly ambaratonga fototra. Nandeha ny taona, nitsangana indray ireo efitrano hampianarana ireo ankizy ao amin’ny ambaratonga voalohany sy faharoa. Nitohy hatrany ny ezaka, lasa nisy oniversite ny HPI-MASCA ny taona 2013. Continuer la lecture
Affaire « Antsakabary » : Le ministre Norbert Anandra limogé
« Deux policiers tués en service commandé par la vindicte populaire. 487 maisons incendiées volontairement et une vielle aveugle ayant péri dans les flammes. Plus d’un millier de sinistrés ayant tout perdu. » Tel est le triste bilan du drame tragique qui secoue actuellement l’esprit même en haut lieu et qui s’est passé dans la commune rurale d’Antsakabary, district de Befandriana-Nord. Une commune rurale constituée de 6 fokontany réduits en cendres. Continuer la lecture
ROLAND VILELLA : Un nouveau prix pour « La sentinelle de fer » ?
Chose promise chose due. Roland Vilella, le Sétois marin voyageur écrivain, auteur du livre « La sentinelle de fer » a présenté son ouvrage vendredi 24 février 2017 en fin de soirée. Continuer la lecture
VIMA: Manampy tosika ireo tanora amin’ny fanomezana asa.
Dingana sarotra indrindra ho an’ny  mpianatra nahavita ny  ambaratonga ambony ny fitadiavana asa. Isan-taona, mikarakara hetsika momban’ny orinasa ny ISCAM ho fanampiana ireo mpianatra ao aminy. Continuer la lecture
MAHARANTE Jean de Dieu : Valin-kafatry ny Tolon’ny Mpiasa
Tsy nangina ny Sekretera Jeneralin’ny Sendika TM (Tolon’ny Mpiasa) Andriamanana Tiana, fa nilaza ny heviny mikasika ny fanambaran’ny Minisitra Maharante Jean de Dieu. Anterivava. Continuer la lecture
RN7 TANA-FIANAR : Voamboatra ny lalana, tonga ny loza
Ilay hoe « Mampiteny ny moana » moa fomba fiteny ihany, fa tsy dia nisy moana mbola nahateny. Ndeha atao hoe nikorà ka fotsiny angaha izy ! Ny tena marina sy fahita dia ny hoe « Mampiteny irery », ary izany tokoa no nanjo ny ankamaroan’ny mpamily izay mamakivaky ny RN7. Indrindra ny tapany mampitohy an’Ambohimahasoa sy Fianarantsoa. Continuer la lecture
Raharaha Antsakabary: Fanambaran’ny polisim-pirenena
Nanao fanambarana ny polisim-pirenena, ary manazava ny zava-mitranga any Antsakabary any amin’ny distrikan’i Befandriana Avaratra…Ny Contrôleur Général de police Rakotovelo Jean Luc , izay lehiben’ny fanadihadiana any an-toerana no mitondra ny fanambarà na…
VAHOAKAN’I MORONDAVA : 8 volana tsy nahita Televiziona Malagasy ( TVM )
« Efa valo volana ny mponina eto Morondava no tsy nahita ny Televiziona Malagasy ( TVM) ». Continuer la lecture
LA SENTINELLE DE FER : 266 pages accrochantes
Et si nous parlions un peu du livre « La sentinelle de fer » paru aux éditions Plon, dans la prestigieuse collection « Terre Humaine » ?
Commenté et présenté par de nombreux médias, en France et maintenant chez nous, le livre suscite l’intérêt des Malgaches. Du moins, ceux qui s’intéressent à l’histoire de leur pays, même lorsqu’elle est des plus sombres. L’auteur, Roland Vilella, un marin voyageur sillonne nos eaux depuis 25 ans. Un voyageur engagé comme il se définit lui-même, plus intéressé par les hommes que par les paysages. Continuer la lecture