Ampahany amin’ny tetikasa Manitatra II sahanin’ny vovonana GSDM matihanina amin’ny « agro-écologie » ny fampidirana ny fambolena maharitra sy ny fiarovana ny tontolo iainana ao anatin’ny fandaharam-pianarana. Ny vondrona eraopeanina sy ny COMESA no mamatsy vola ity tetikasa ity. Continuer la lecture
Catégorie Actus
« SECOURS ISLAMIQUE FRANCE »: Nanolo-tanana ireo tra-boina tany Atsimo
Nametraka takaitra tamin’ny faritra atsimon’ny nosy iny ilay rivo-doza « Eketsang » tany amin’ny fari-dranomasin’i Mozambika ny herinandron’ny 21 Janoary 2019. Continuer la lecture
FIHOTSAHAN’NY VATOBE: Fokontany fito no tandindomin-doza
Olona enina indray no maty teny amin’ny fokontany Ambanin’Ampamarinana, Antananarivo Renivohitra noho ny fihotsahan’ny vatobe miisa dimy ny alahady marainan’ny 3 febroary 2019. Continuer la lecture
RAHARAHAN’NY « RANO »: Mifanohitra ny nambaran’ny Ministra sy ilay mpanao gazety
« Tsy marina mihitsy ny fisian’ny mpanao gazety nosamborina izany. Continuer la lecture
KAOMININA IVATO: Laharam-pamehana hatrany ireo zokiolona
Nahatsiaro ireo beantitra ny ben’ny tanàna ny kaominina Ivato, Penjy Randrianarisoa sy ireo mpiara-miasa aminy noho izao taom-baovao izao. Continuer la lecture
FAN EDUCATION: Mikarakara ireo mpianatra te ho any ivelany
Oniversite avy amin’ny firenena valo no mandray anjara amin’ny fampirantiana Education Global expo izay karakarain’ny Fan education agency. Continuer la lecture
YALI CHAPTER MADAGASCAR: Mikarakara fifaninanana ho an’ny ankizy
Haneho ny fomba fijeriny amin’ny alalan’ny sary momba ny fifidianana eto Madagasikara ireo mpianatra avy amin’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra (EPP). Continuer la lecture
FIANARANA AMBARATONGA AMBONY: Mampiakatra fari-piainana
Efa namoaka olona ambony nitàna andraikitra lehibe teto amin’ny firenena toy ny ministra, praiministra sy ny maro tsy voatanisa ny fianarana ambaratonga ampitan-davitra CNTEMAD. Continuer la lecture
ASIEF: Tsy ho ela ny andiany manaraka
Naroso ny daty hanatanterahana ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana ho an’ity taona 2019 ity. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY KOLIKOLY: Nahitam-bokany ny ezaky ny fitondram-panjakana
Nahavita ezaka ny firenena Malagasy momba ny ady amin’ny kolikoly tamin’iny taona 2018 iny raha ny indice de perception de la corruption (IPC) navoakan’ny transparency International no jerena. Continuer la lecture





















