Fomba fanaon’ny fikambanana Porte Bonheur ny mikarakara hetsika ara-tsosialy rehefa 8 marsa, andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy. Continuer la lecture
Archives mensuelles mars 2024
SALON DES ÉTUDES INTERNATIONALES: Manoro ny mpianatra ny fomba isafidianana ireo oniversite any ivelany sy ny fiomanana tokony atao
Nisokatra androany 6 martsa ary hitohy rahampitso 7 martsa 2024 ny Salon des études internationales. Eny amin’ny Novotel Alarobia no hanatanterahana ny andiany faha-14. Mikarakara ny hetsika ny Mada Jeune. Continuer la lecture
FBL FLM AMBATOVINAKY: Tsingerintaona roa sosonaa
Nankalaza tsingerintaona roa sosona ny sampana Fikambanam-Behivavy Loterana (FBL) FLM Ambatovinaky ny Saboty 02 marsa 2024. Continuer la lecture
SAKAIZAN’NY FPMA: Nanavao mambra birao sy mpikambana
Tetsy amy foibe Frenjy Faravohira ny sabotsy 02 marsa 2024 tolakandro no nanao ny fivoriambe voalohany taona 2024 ny Sakaizan’ny Fiangonana Protestantra Malagasy Andafy na S-FPMA araka ny Teny filamatra hoe: “Mba ho iray ihany izy rehetra” Jao. 17, 21. Continuer la lecture
ASA FANAOVAN-GAZETY: Nifampizara traikefa ho fampitomboana ny fanadihadiana momba ny fiovan’ny toetr’andro, ny fananantany, ny maha lahy sy maha vavy ireo mpanao gazety
Tsy afa-misaraka amin’ny fiovan’ny toetr’andro ny resaka fananantany sy ny maha lahy sy maha vavy. Continuer la lecture
AIRTEL AFRICA PLC: Lancement de la plate-forme Airtel Ads pour aider les entreprises africaines à atteindre une portée publicitaire efficace et améliorée
Airtel Africa plc a lancé Airtel Ads, ce 28 février 2024. Il s’agit de la première plate-forme intégrée d’achat et d’optimisation publicitaire (Demand-Side Platform – « DSP ») d’Afrique visant à permettre aux annonceurs et aux agences de gérer, d’acheter et d’optimiser efficacement l’inventaire publicitaire numérique sur plusieurs échanges publicitaires en temps réel. Continuer la lecture
OFFRE POUR LES ENTREPRISES EN AFRIQUE: Airtel Africa et Cisco proposent des solutions améliorées de sécurité, de surveillance, de connectivité et de cloud
Dans le paysage numérique en évolution rapide d’aujourd’hui, Airtel Africa plc reconnaît le besoin croissant pour les entreprises d’accélérer leurs opérations sans avoir à gérer, en plus, la construction ou la gestion d’une infrastructure de réseau. Continuer la lecture
ENVIRONNEMENT : Airtel Madagascar continue de jouer un rôle actif dans la préservation de l’écosystème
La grande famille Airtel Madagascar et ses partenaires, se sont réunis à Ambohidava Ambatolampy Tsimahafotsy, le 16 février 2024, pour mettre en terre 1 100 jeunes plants d’Acacia, d’Eucalyptus et de Frêle. Continuer la lecture
VIAVY FILM FESTIVAL: Maimaim-poana ireo fiofanana momba ireo asa amin’ny sehatry ny sarimihetsika
Sehatra tokony hampidim-bola sy hampivoatra ny toekarena eto Madagasikara ny indostrian’ny sarimihetsika. Continuer la lecture
SMATCHIN : eSport, taranja vaovao ahafahan’ny mpianatry ny oniveriste mifaninana
Manamarika ny Smatchin andiany faha-10 ny fisian’ny fifaninanana vaovao miisa roa. Continuer la lecture