Tontosaina nanomboka ny 13 oktobora 2022 ka hatramin’ny 16 okotobra 2022 eny amin’ny CCI Ivato ny « Salon international des acteurs économiques » na SIAE. Continuer la lecture
Archives mensuelles octobre 2022
PAM: Nohatsaraina ny sakafo omena ny ankizy any an-tsekoly
Maro amin’ireo mpianatra any amin’ny faritra Atsimon’i Madagasikara no tsy misakafo maraina alohan’ny andeha hamonjy sekoly. Amin’ny 9 ora maraina dia efa noana izy ireo. Continuer la lecture
JOURNEE DU VOLONTARIAT FRANÇAIS : Des nouvelles ambitions pour le volontariat
La Journée du Volontariat Français, édition 2022 se tiendra ce jeudi 13 Octobre 2022 à l’Alliance Française d’Antananarivo. Continuer la lecture
BIRAO VAOVAON’NY ANTENIMIERAN’NY VAROTRA SY INDOSTRIA: Mila mifanohana ny sehatra tsy miankina sy ny fanjakana
16 aty aoriana vao nisy indray ny fifidianana ny birao vaovao hitantana ny Antenimieran’ny Varotra sy Indostria eto Antananarivo (CCIA). Lany ho Filohan’ny CCIA vaovao Rakotondrasanjy Rivo. Continuer la lecture
MANONDROALA: Manamora ny fanarahamaso ny fitantanana ny ala ny famokarana tao-sarintany
Mampiofana momba ny famokarana tao-sarintany sy ny fampiasana azy. Malaza tato ato ny doro ala. Manampy amin’ny famaritana ireo tebok’afo, ny fihitaran’ny afo, ny velarantany misy ala ny sarin-tany vokarina avy amin’ny sary avy amin’ny zana-bolana. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE DE MADAGASCAR -CUA : Miverina misokatra ny « maisons digitales » manerana ny boriborintany 6
Fiofanana momba ny informatika sy internet, famolavolana drafitr’asa, fanabeazana momba ny fitantanam-bola, fitantanana ary fampianarana momba ny fitantanam-bola eo anivon’ny orinasa madinika sy salantsalany (TPE/PME) no omen’ny « Maison Digitale ». Continuer la lecture
AEROPORTS D’ANTANANARIVO ET DE NOSY BE : Ravinala Airports participe au Salon de la RSE et des Initiatives pour le Développement Durable
Ravinala Airports, gestionnaire d’aéroports engagé en RSE Ravinala Airports renforce son engagement en matière de RSE à travers sa participation à la 7ème édition du Salon de la RSE et des Initiatives pour le Développement Durable qui s’est déroulé du 6 au 7 octobre 2022 au Novotel Alarobia. Continuer la lecture
PAM – FAO : Hihamafy ny tsy fahampian-tsakafo mahery vaika eo anelanelan’ny okotbra 2022 sy janoary 2023
Raha tsy misy ny fandraisana andraikitra, an’hetsiny ny olona ho fatin’ny hanoanana amin’ireo firenena voasokajy ho teboka mamay hanjakan’ny hanoanana » (points chauds de la faim). Continuer la lecture
ONIVERSITE HPI/ MASCA SABOTSY NAMEHANA: Tontosa soamantsara ny famoahana ny andiany fahaenina
« Andao hiasa ho fahazavana ». Io no lohahevitra nampisalorana ny famoahana ny andiany fahaenina tao amin’ny oniversite HPI/Masca Sabotsy Namehana. Continuer la lecture
FITADIAVANA ASA: Maimaim-poana ny fijerena tolotr’asa ao amin’ny tranokala Asako.mg ho an’ny mpampiasa ny tambazotra Airtel
Manamora ny fitadiavana asa. Sarotra ny mitady asa ka izany indrindra no nahatonga ny Media Click namorona ny tranokalam-pifandraisana Asako.mg. Continuer la lecture