Ankoatra ny fankalazana ny Andro eran-tany momba ny boky sy zon’ny mpamorona izay nomarihina tamy varotra fampisehoana teo Antaninarenina, dia notanterahana teo amy ny efitrano Rabesahala Gisèle Tranombokim-pirenena etsy Ampefiloha ny “Vovonamben’ny rohin’ny boky”. Ny Federasion’ny Mpikanto Teny sy Soratra (FMTS) teo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Kolontsaina sy Asatanana no nanatontosa izany ny zoma 22 avrily 2016. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
KAOMPOSTA SY SARIBAO BOZAKA : Afa-po ny mpiofana
Tsy nanenina sady nahatsiaro tena ho tsy maty antoka ireo tonga niofana teny amy FOFIKRI/FFPM Ilafy nitrandraka ny teknika fanaovana kaomposta (zezika nohatsaraina) sy saribao bozaka (saribao azo avy amy fakon-javamaniry).
26 bicyclettes: Fruit d’une collaboration entre la CUA et ses partenaires
26 bicyclettes d’une valeur de 20 millions d’ariary : c’est le don offert par la Société CT MOTORS en fin de matinée à la Commune Urbaine d’Antananarivo. C’est le fruit d’une collaboration entre la CUA et ses partenaires et ce, dans le cadre du partenariat public-privé, un des leitmotivs de la Commune Urbaine d’Antananarivo. Continuer la lecture
LYCEE AMBOHITRIMANJAKA : Un petit coup de pouce Délire Madagascar

Le portail principal du lycée d’Ambohitrimanjaka
Le Lycée Ambohitrimanjaka a bénéficié d’une intervention du Rédacteur en chef du journal en ligne Délire Madagascar dans le domaine du tourisme et de l’environnement. Pour deux heures de cours, Patrick Rakotovelo et Benjamina Rantoanina respectivement prof de Mathématiques et de Sciences de la Vie et de la Terre ont libéré les élèves des classes TD1, TD2 et PD1 pour se confondre dans une même salle d’étude pour une mini-conférence. Continuer la lecture
Golden center : Nampiasa taratasy hosoka, hoy ny CUA
Tonga nihaona tamin’ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo androany ny tompon’andraikitra iray avy ao amin’ny Golden Center, izay tranombarotra nakatona tetsy Behoririka.
Anisan’ny notakian’ny fiadidian’ ny tanànan’Antananarivo-Renivohitra ny tokony hanaovana fiantohana na « Assurance » mifandraika amin’ny foto-drafitrasa sy ny momba ny fahamaizana. Tsy izany anefa ny taratasin’antoka nomeny fa fiantohana momba ny afo sy ny halatra (Assurance contre incendie et vol). Tsapan’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra anefa, ary mba hialàna amin’ny fanomezan-tsiny ireo tompon’andraikitra, fa sady hosoka ny taratasy fanamariham-piantohana (Attestation d’Assurance) no tsy mamaly izay nangatahina taminy ny tompon’ny Golden Center.
Manazava ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo, Jean Gabriel HARISON :
Tranombarotra eo Behoririka: « Akatona rehefa tsy manana « permis de construire »
Niroso tamin’ny fanakatonana na ny « scellage »ny tranom-barotra iray lehibe teny Soarano na ny « globe » ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra androany faha 14 Marsa 2016 tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany maraina, tamin’ny alalan’ny Arrêté Municipale N°164-CUA/CAB.16 portant fermeture de l’établissement GLOBE pour non-conformité aux plans autorisés sise à Soarano Antananarivo appartenant à Sieur CAI GUO WEI.
LUTTE CONTRE LA POLIO : La chronique du Dr Maurice Collin
En aucun moment de sa vie, le Dr Maurice Collin de Grenoble père de l’ONG « Santé et Développement » pour bon nombre de Malgaches, n’oublie jamais Madagascar. Il a plaidé tantôt pour l’opération des enfants hydrocéphales, tantôt pour la dotation en matériels des grands hôpitaux de Madagascar, et la liste est loin d’être close…
FJKM ANOSIBE ZIONA FAHAZAVANA : Hanohana ny Radio Teny Fiainana RTF
Miseho amy lafiny maro samy hafa ny fiaraha-miasa sy fifanohanana eo amy samy Protestantra. Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) sy ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) no Fiangonana Protestantra roa lehibe, mivondrona ao amy ny Fiombonan’ny Fiangonana Protestantra eto Madagasikara na FFPM, izay etsy Vohipiraisana no misy ny foiben-toerany.
Continuer la lecture
SANTE ET DEVELOPPEMENT : Soutien considérable pour Madagascar
L’ONG « Santé & Développement » du Dr Maurice Collin (une grande figure d’humanitaire très connue à Madagascar) a tenu le samedi 27 février son assemblée générale ordinaire, Salle polyvalente « Les Vignes », Grenoble, France.






















