Catégorie Socio-eco



GSDM: Ampianarina any an-tsekoly ny “agro-écologie”.


Sekolim-panjakana ambaratonga faharoa (CEG) miisa enina ao amin’ny distrikan’i Vakinakaratra no nanombohana tetikasa PAPAM (Projet d’Appui à l’Amélioration de la Production Agricole). Noho ny fiarahamiasan’ny GSDM, vovonana matihanina amin’ny fampiasana ny “agro-écologie”, nampidirina ho an’isan’ny taranja ao anatin’ny fandaharam-pianarana ny teknika fambolena maharitra. Continuer la lecture →