Catégorie Socio-eco



TETIKASA LAMINA : Tombony ho an’ny manana olana ara-pivezivezena


Mbola hitohy ny tetikasa fanampiana ireo olona tra-pahasembanana sy ireo manana olana ara-pivezivezena. « Na dia tapitra aza ny tetikasa Lalan-jotra Miaty ny Namana (LAMINA) izay iantsorohan’ny ONG Lalana, hiara-hiasa amin’ny fikambanan’ny olona sembana izahay hanohizana ny fitsinjovana ireo sembana sy manana olana ara-pivezivezena amin’ny fampiasana ny fitateram-bahoaka », hoy ny mpandrindra ny tetikasa, Continuer la lecture


ADY AMIN’NY PARAKY SY SIGARA : Hahazo famatsiam-bola i Madagasikara


600.000 ny olona maty vokatry ny setroka sigara maneran-tany. Mitovy lenta amin’ny mpifoka sigara ny loza mihatra amin’ireo olona manodidina ny mpifoka iray amin’ny toerana mihidy na mifefy. Nohazavain’ny Talen’ny Ofisy nasionaly miady amin’ny paraky (OFNALAT), David RAVELOJOELIANDRIAMBE fa miteraka homamiadan’ny fitaovam-pisefoana sy mitarika fahafatesana ny fifohana sigara sy setroka sigara. Continuer la lecture


Entreprenariat : Comment créer une entreprise sans argent ?


 

Une question à laquelle les jeunes souhaitent avoir des réponses. Est-il possible de démarrer son entreprise sans financement extérieur traditionnel ? La formation organisée cette semaine à Antaninarenina vise à  contribuer au développement des compétences de jeunes malagasy sur les techniques pour entreprendre à partir de zéro Ariary de capital au niveau des chaines des valeurs dans l’agriculture.

Continuer la lecture


FJKM : Tsy afa-misaraka amin’ny tantaram-pirenena ny fiangonana


Ny volana Aogositra 2018 ny ivon’ny fankalazana ny jobily faha-50 taona ny fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM). Any Toamasina no hanantanterahina izany. Tian’ny komity mpikarakara ny faha-50 taonany FJKM sy ny ny fankalazana faha-200 taona nahatongavan’ny « London Missionary Society » (LMS) ampitaina amin’ny mpino FJKM sy ny vahoaka Malagasy fa tsy fanaovana fihetsiketsehana fotsiny ihany ny fankalazana ny jobily fa mila iainana sy ampiharina ny hevitra fonosiny. Continuer la lecture


PASITERA MAILHOL: Ny mpanao politika no mampahantra fa tsy ny mpitondra fivavahana


Voatonona tao anatin’ny horonan-tsary navoakan’i Luc Hervé tao amin’ny pejy “facebook” ny anaran’ireo mpitondra fivavahana malaza eto Madagasikara. Tao anatin’izany i pasitera Mailhol. Anisan’ireo nahazo tenin-dratsy sy ompa variraraka avy amin’ity mpikirakira “facebook” ity ny tenany fa manambaka vahoaka fotsiny amin’ny fivavahana. Continuer la lecture


MINISTERAN’NY HARENA ANATY RANO SY NY JONO: Nampiditra 517 miliara Ariary tao ao amin’ny ny kitapom-bolam-panjakana


Nandray anjara 7% tamin’ny hari-karena faoben’i Madagasikara ny Ministeran’ny harena anaty sy ny jono ny taona 2017. Nambaran’ny Ministra Gilbert François, nandritra ny fifampiarahabana nahatratry ny taona an’ny mpiasan’ny Ministera, tamin’ny 12 janoary 2018 fa tafiakatra hatramin’ny 517.370.000.000 Ariary ny vola azo avy amin’ny fanondranana any ivelany ny vokatry ny jono sy ny fiompiana anaty rano. Continuer la lecture