Manome fahafaha-po ho an’ny mpanjifany hatrany orinasa Hydis. Mpanjifa 50 isa indray nahazo loka. Loka miisa sivy ny loka goavana ka tapakila mandeha fiaramanidina mandroso sy miverina Antananarivo- Nosy Be ny loka nomena ny voalohany. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
VEHIVAVY IHARAN’NY HERISETRA: Ny tokony atao
Mety higadra sazy an-terivozona ny fanaovana herisetra amin’ny vehivavy raha toa ka miteraka fahasembanana ho azy izany, hoy ny mpisolovava Raharivololona Hanitriniaina Andriamanantsoa. Continuer la lecture
FIKAMBANANA « DESTINY »: Niavaka ny fankalazana ny 8 martsa
Nisantatra voalohany ny tranom-pokonolona Ankadindravola, kaominina Ivato ny fikambanana “Destiny”. Continuer la lecture
JEAN NAVANDAHY RATIHARISON: Ho solombavambahoaka tsy ho ela
Kandida amin’ny fifidianana solombavambahoaka voalohany nanatitra ny taratasy filatsahan-ko fidian’ny teny amin’ny OVEC (Organe de Vérification et d’Enregistrement des Candidatures), distrika an’Antananarivo faha- II i Jean Navandahy Ratiharison. Continuer la lecture
TRABOINA AO AMIN’NY DISTRIKAN’I MOROMBE: Ampy ao anatin’ny herinandro ireo vatsy ara-tsakafo
Fanintelony izao ny mponina ao amin’ny distrikan’i Morombe no lasibatry ny orambe htramin’ny 20 febroary 2019 no mankaty. Continuer la lecture
TANY HIORENAN’NY CEG AMBOHITRIMANJAKA: Tsy hatahorana ho alain’olon-tsotra
Nankalaza ny faha-40 taonany ny CEG Ambohitrimanjaka ny 5 martsa 2019. Nizara roa lehibe ny lanonam-pankalazana: fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo fitaovana nomerika avy amin’ny fikambanana Orange Solidarité sy ny fanolorana mari-boninahitra ireo mpampianatra miisa 10. Continuer la lecture
FANKALAZANA NY FAHA-40 NY FIZALOATRA: Hisongadina ny fampandrosoana
Feno 40 taona ny fikambanan’ny zanaky ny faritra Alaotra (FIZALOATRA). Efa natomboka tamin’ny fanentanana ny vahoaka rehetra izay manana soso-kevitra hanome ny sary famantarana sy ny teny filamatry ny faha-40 taona ny fankalazana. Continuer la lecture
TAOMBAOVAO MALAGASY: Natao hankalazaina amin’ny fararano
Vanim-potoana ny fandresena ny fararano. “Resy ny rivo-doza, mitsahatra ny rano be, miakatra ny vary ary matavy ny omby amin’io fotoana io. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITÉ MADAGASCAR: Nandany 10 miliara Ariary ho an’ny asa sosialy
Nanatanteraka iraka teto Madagasikara ny delegasionan’ny Fondation Orange izay notarihin’i François Cosson, ny 25 febroary ka hatramin’ny 1 martsa 2019. Continuer la lecture
SECES ANTANANARIVO: Tsy miantoka amin’izay mety hiseho
Efa eo am-pelantanan’ny fitondram-panjakana ny soso-kevitra momba ny fitakian’ny sendikan’ny mpampianatra- mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra (SECES), sampana Antananarivo. Continuer la lecture





















