Mitsinjo ny mpanjifany hatrany ny orinasa Startimes. Tolotra vaovao omen’ny orinasa amin’ity volana febroary ity ny “kitapom-batsy”. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
SALON DES ETUDES INTERNATIONALES : Ireo oniversite any ivelany mandray mpianatra Malagasy
Hifarana rahampitso 2 martsa 2019 eny amin’ny Carlton Anosy ny salon des études internationales karakarain’ny Mada Jeune. Continuer la lecture
TAKAITRA NAVELAN’NY RIVO-DOZA SY ORAMBE: Asa maika ny fanarenana ireo traboina
In-droa nahita ny loza ny tany amin’ny faritra atsimo izay iasan’ny fikambanana Secours Islamique France (SIF) tamin’iny volana Janoary sy Febroary lasa iny. Continuer la lecture
FITRANDRAHANA FASI-MAINTY ATAON’NY BASE TOLIARA: “Vonona ho faty ho an’ny tanindrazany ireo fokonolona”
“Rehefa olon-tsotra no manapaka hazo sy mihaza biby dia lazaina fa manimba tontolo iainana fa rehefa orinasa vahiny no manao izany dia fampandrosoana. Continuer la lecture
« SALON DES ÉTUDES INTERNATIONALES »: Mianatra eto an-toerana nefa mahazo diplaoma avy any ivelany
Tonga amin’ny andiany faha-folo ny hetsika « Salon des Études Internationales » karakarain’ny Mada jeune amin’ity taona 2019 ity. Continuer la lecture
BAR SY KARAOKE: Mitarika tsy fandriam-pahalemana
Betsaka ny famakian-trano sy ny asan-jiolahy amin’ny toerana misy « bar » na toeram-pivarotana zava-pisotro mahamamo sy fanaovana karaoke izay tara ny fikatonan’izy ireny, araka ny tatitra nataon’ny mpitandro filaminana. Continuer la lecture
MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: Tsy nofoanana ny « Police de la route »
Naato vonjimaika mandra-pivoahan’ny paik’ady vaovao ho fanatsarana sy fiadiana amin’ny kolikoly ny « Police de la route ». Continuer la lecture
ORINASA MIARA-MIASA AMIN’NY JIRAMA: Nanaiky ny fepetra takiana amin’izy ireo
Fotoana nandrasan’ny mpampiasa ny herinaratra avy amin’ny Jirama ny zoma 22 febroary 2019 teo. Continuer la lecture
FEPA ANDIAN’NY FAHA-11 : Hiara-dalàna ny sehatry ny fiompiana, ny jono ary ny fambolena
Miezaka manolotra zava-baovao ho fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra ny Malagasy Professionnel de l’Elevage ( MPE ). Continuer la lecture
TILY ETO MADAGASIKARA: Nivoaka ny « kesika » fanabeazana
Ny tsingerin-taona nahaterahan’i Baden Powell, namorona ny skotisima no fotoana nanoloran’ny foibe tily eto Madagasikara ny fitaovana vaovao ho entin’ny filoha isam-paritany sy ny mpiandraikitra manabe. Continuer la lecture





















