Mahatsapa ny rehetra ankehitriny fa miha-simba ny tontolo iainana. Ny fisian’ny ala betsaka anefa no afahana mamerina ny tontolo iainana ho tsara satria izy no mitazona ny « carbone ». Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
TOHAN-DRANON’ANDEKALEKA : Miankina aminy parc Mantadia
Ala arovana sy toerana mando ny ao amin’ny « Madagascar National Parks », Mantadia. Continuer la lecture
PRESIDENT MALAGASY : « Les prix du carburant doivent impérativement baisser »
« Quoiqu’il arrive au pays, les prix du carburants doivent impérativement baisser. Continuer la lecture
PROJET ALLIANCE MOBILE: Vers le décloisonnement des espaces éducatifs et culturels
Afin de continuer à conforter la reconnaissance d’utilité publique que l’Alliance française d’Antananarivo a acquise auprès du gouvernement malgache par son décret N°2012-726 du 31 juillet 2012, l’Alliance française d’Antananarivo a mis en place le projet « Alliance mobile ». Continuer la lecture
FIMPIMA: Hetsika roa no hamaranana ny fankalazana ny faha-55 taona
Hizara roa ny famaranana ny fankalazana ny faha-55 taonan’ny FIMPIMA na fikambanan’ny mpikabary Malagasy. Ny tapak’andro marainan’ny 28 jona 2019 dia hisy ny velan-kevitra ataon’ireo mpikabary avy ao amin’ny fikambanana. Continuer la lecture
WOMEN IN BUSINESS: Mifanome tanana ireo vehivavy mpandraharaha
Mitana ny laharana voalohany ny vehivavy afrikana raha amin’ny fandraharahana no resahana, araka ny tatitra farany. 24 % ny vehivavy afrikanina manana ny orinasany manokana raha 17 % izany any Amérique Latine. Continuer la lecture
ONG MEDAIR: Fomba tsotra nefa manavotra aina ny fanomezan-drà
Nanombohan’ny ONG Medair ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous » ny fanomezan-drà. Ny tontolo andron’ny 11 jona 2019 teny amin’ny trano fitehirizan-drà HJRA Anosy no nanatanterahin’ny ekipan’ny ONG sy ireo mpiara-miasa aminy ary ireo mpanohana ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous » izany. Continuer la lecture
GFEM: Manome tolotra manokana ho an’ny vehivavy mpandraharaha ny BOA
Mbola sakana ho an’ny fandraharahana eto amintsika ny fahasarotan’ny fitadiavana famatsiambola. Raha ny vehivavy mpandraharaha no resahana dia misedra olana izy ireo rehefa hindram-bola any banky. Continuer la lecture
ORANGE FAB: Tosika ho an’ny orinasa vao misandratra
Sehatra iray mampifandray hampiasain’ny orinasa Orange ny teknolojia hiaka farany, ireo matihanina, mpanjifa manokana na orinasa, fa indrindra ireo mpiara-miombon’antoka na mpampiasa vola te hanampy ireo manana tetikasa (start-up) ny Orange Fab. Continuer la lecture
MOZEA: Hampiofanina momba ny RE-ORG ireo mpitahiry vakoka
Haipaika manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny fiofanana RE-ORG (Réorganisation des réserves au sein des musées). Efa betsaka ireo mozea tamin’ny firenena maro no efa nampiasa azy ity ho fandaminana ireo vakoka sy ny fomba fitehirizana azy. Continuer la lecture





















