Laharam-pamehana ireo mpianatra any amin’ny sekolim-panjakana. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
COMMUNE TANJOMBATO : First Immo s’engage à l’amélioration des conditions de vie des habitants
Création d’impact positif sur le quotidien des gens. Ce samedi 9 mai à 11h à la galerie Smart à Tanjombato, Ando Razafindrainibe Directrice patrimoine chez First Immo, a effectué une dotation de 230 ampoules à la commune de Tanjombato destiné à l’éclairage public et à sécuriser les rues de nuit. Continuer la lecture
OPERATION SMILE MADAGASCAR: Miato ny fandidiana fa mitohy kosa ny fikarakarana ireo marary
Fifanomezan-tanana amin’ny fiatrehana ny COVID-19. Nampahafantarina ny 01 mey 2020 teny amin’ny hopitaly HJRA (CHU Joseph Ravoahangy Andrianavalona) ny tetikasa “EXTRA S’MILE”, tanterahan’ny Opération Smile eto Madagasikara ho fandraisana anjara amin’ny fisorohana sy famongorana ity valanaretina miparitaka manerana an’izao tontolo izao ity. Continuer la lecture
INDUSTRIALL MADAGASCAR: 70 %-n’ny vehivavy no iharan’ny herisetra eny amin’ny toeram-piasana
Antony telo no mahatonga ny vehivavy tsy mahasahy mitaraina. Anisany sora-baventy nolanjain’ireo sendikan’ny mpiasa, mivondrona ao amin’ny “IndustriAll Madagascar”, nanamarihana ny fetin’ny asa, ny 01 mey 2020 teo anoloan’ny Tranombokim-pirenena Anosy “ ny fangatahana ny fanasoniavana ny convention 190 an’ny OIT (Organisation Internationale du Travail). Continuer la lecture
Réflexion : La lutte contre l’illettrisme
160 000 enfants quittent chaque année le CP sans maîtriser la lecture et l’écriture. Ils perdent ainsi toute chance de réussite scolaire dès l’âge de 6-7 ans et la plupart ne s’en remettront pas. Continuer la lecture
ÛMMI MADAGASCAR: Manomboka ny sabotsy 25 aprily 2020 ny Ramadany
Tsy hita ny volana omaly alakamisy 23 aprily 2020 ka noho izany dia sabotsy 25 aprily 2020 ny voalohany ny volana masina Ramadany. Continuer la lecture
VOIN-KAVA MAHATRATRA: Manao antso avo Fetison Rakoto Andrianirina
Miharihary ohatra ny kary am-pamoloana fa hanampy trotraka ny fahavoazana efa misy eto Madagasikara ny fisian’ity tsimokaretina Covid-19 ity. Continuer la lecture
FILOHAN’NY FLM : « Afaka manokatra fiangonana izay tsy afaka hiandry ny fisokafana tanteraka»
Tomponandraikitra feno. Manaiky ny fanapahan-kevitry ny fiangonana manerana ny sahan’ny FLM (Fiangonana Loterana Malagasy) ny birao foibe. Continuer la lecture
KAOMININA IVATO : Mitohy ny fanampiana ireo olona sahirana
Tsy mipetra amin’izao ny ben’ny tanàn’i Ivato. Nizara fanampiana ho an’ireo fianakaviana sahirana sy sokajin’olona tsy nampidi-bola nandritra ny fihibohana ny kaominin’Ivato tarihin’ny ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY CORONAVIRUS: Miray hina amin’ny fanohanana ny mpiasan’ny fahasalamana sy ireo kaominina ny Orange Madagascar
Tsy miady irery. Zava-dehibe ho an’ny orange Madagascar ny fanohanana ireo mpiantsehatra fototra misahana ny ady atao amin’ny coronavirus eto Madagasikara. Continuer la lecture











