Foto-drafitrasa ilain’ny mponina. Notanterahina ny 19 jona 2020 ny fanokanana ny village Orange eny Antanety Anosiala. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
GEM: Mangataka ny handoavana ireo trosa mbola tsy voaloan’ny fanjakana
Asa maika tokony ho tanterahana. Nanambatra ny feony ny mpampiasa sy mpiasa eny anivon’ny sehatra tsy miankina noho ny krizy ara-toekarena nateraky ny COVID-19. Nanao fanambarana izy ireo ny 19 jona 2020 teny Antaninarenina. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Nanatitra fanampiana teny amin’ny CCO Ivato
Famenon’ny fanampiana teo aloha. Amin’ny maha orinasa tomponandraikitra sy manome lanja ny ara-tsosialy dia nanamafy ny fanohanana ny fitondram-panjakana amin’ny ady atao amin’ny COVID-19 ny Orange Madagascar tamin’ny alalan’ny fikambanana Orange Solidarité. Continuer la lecture
FETIM-PIRENENA MALAGASY: Efa misy chaines 25 isa kadoa ao amin’ ireo bouquets Startimes
Zava-baovao. Afaka andro vitsy sisa dia higadona ny fankalazana ny faha-60 taona nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovantana. Continuer la lecture
FANARENANA ARA-TOEKARENA: Mitaky ny hijerena azy manokana ireo vehivavy mpandraharaha
Mitàna andraikitra lehibe amin’ny lafiny toekarena. Nanao fanambarana ny vehivavy mpandraharaha izay mivondrona ao amin’ny fikambanana GFEM, EFOI, WTAM, FOM ny 15 jona 2020 teny Ambohijatovo. Continuer la lecture
OPÉRATION SMILE: Maharitra tapa-bolana ireo tohana ara-tsakafo
Miandry fandidiana. Mizara tohana ara-tsakafo ho an’ireo efa sima sy vakilanilany miandry fandidiana na efa vita ny Opération Smile eto Madagasikara. Continuer la lecture
KAOMININA ALASORA: Miverina miasa ny “ambulance”
Maimaimpoana. Vita soamantsara ny fanamboarana ny fiara mpitondra marary na “ambulance” an’ny kaominina Alasora. Nanomboka ny 10 jona 2020 no efa azo antsoina ireo laharan’ny finday 033 31 333 37 na 034 55 331 97 ahafahana misitraka izany. Continuer la lecture
CCI FRANCE MADAGASCAR: « Aiza ny fanampian’ny fanjakana ny sehatra ara-dalàna ? »
Mety ho tonga hatrany amin’ny tsy fisian’ny entana. Nandray fepetra ireo orinasa mikambana ao amin’ny CCIFM (Chambre de Commerce et d’Industrie France Madagascar) tao anatin’izay telovolana fihibohana izay. Continuer la lecture
FIKAMBANANA MAMELOMASO : Fanambarana mikasika ny fanorenana « colisee » ao anatirova
Ny fikambanana Mamelomaso dia niorina tamin’ny volana novambra 1995 tao aorinan’ny herisetra nahamay ny Rova, tsapa tokoa tamin’izany fa nisy adidy tsy voahefa tao. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY COVID-19: Zarain’ny GALANA “gel hydroalcoolique” ireo fitateram-bahoaka mividy solika eo aminy
Hiaraha-mahalala fa tsy ahitana “gel hydroalcoolique” intsony ireo fitateram-bahoaka “Taxi be” andro maromaro izay kanefa anisany hifamezivezen’ny ankamaroan’ny olona. Continuer la lecture











