Mba hahiratra indray ireo miaina ao anatin’ny fahajambana. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
POESAM 2021: Fantatra ireo tetikasa malagasy mendrika indrindra
Tetikasa telo no voasafidin’ny mpitsara ho mendrika indrindra tamin’ireo 10 nifaninana tamin’ny dingan’ny famaranana nandritra ny fifaninanana Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient (POESAM) 2021, ho an’ny eto an-toerana. Nampahafantarina ny 21 septambra 2021 ireo tetikasa Malagasy ireo. Continuer la lecture
BOKY NAVOAKAN’NY OIT SY NY RJSET: “Ho fisorohana ny asa an-tery”
Tsy hisian’ny fanjavozavoana amin’ny fampitàna ny vaovao. Continuer la lecture
INTERACT FRATERNITY: Hitondra soa ho an’ireo mpianatra ao amin’ny kilasy ASAMA ireo “kits scolaires”
Mijery ny hafa aloha. Nanolotra fitaovam-pianarana ho an’ireo ankizy beazina ao amin’ny kilasy ASAMA (Asa sekoly Avotra Malagasy) Ivandry Fiavotana ny Interact Fraternity ny 18 septambra 2021. Continuer la lecture
PROJET CAP-MADAGASCAR : Pour consolider et accélérer les acquis de la paix à Madagascar durant la crise du COVID-19
L’OIM (Organisation internationale pour les migrations) en coordination avec le Secrétariat d’Etat chargé de la Gendarmerie nationale (SEG) et avec le concours de l’Agence Novo-Comm a développé une campagne de sensibilisation et d’éducation qui sera déployée par les éléments de la Gendarmerie Nationale à travers le pays sur les mesures de restriction mises en place dans le contexte de la COVID-19. Continuer la lecture
FONDS YAVARHOUSSEN : Handravaka an’Antananarivo Renivohitra ny sangan’asan’i Joël Andrianomearisoa
Hitarika ny mponin’Antananarivo hanonofy sy hanana faniriana vaovao. Tontosa ny 14 septambra 2021 teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’i Andriantsitohaina Naina, Ben’ny tanànan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy i Hasnaine Yavarhoussen, Tale jeneralin’ny groupe Filatex sady Filohan’ny Fonds de Dotation HY na Fonds Yavarhoussen. Continuer la lecture
COIN JEUNE TAFA: Hiantoka ny connexion internet sy finday ny Orange Madagascar
Entina hanentanana ny tanora sy hisarihana ny sain’izy ireo ho lasa tompondaka amin’ny lafiny fahasalamana ary ho « Tanora Mendrika Salama » no antom-pisian’ity “coin jeune” TAFA. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR : Nanolotra fanampiana ho an’ny kilasy ASAMA
Tamin’ity taom-pianarana 2021-2022 ity dia ankizy sahirana miisa 210 ao amin’ny kilasy ASAMA (Action scolaire d’appoint pour les Malgaches adolescents ) izay karakarain’ny Rotary Club Antananarivo Mahamasina no nahazo fitaovam-pianarana avy amin’ny Orange Solidarité Madagascar ny 10 septambra 2021 teny Ankorondrano. Continuer la lecture
CLEANING CHALLENGE: 2 tapritrisa Ariary ny loka ho an’ny laharana voalohany
Fanadiovana sy fandaminana ny ao an-tokantrano. Hetsika voalohany karakarain’ny Fondation Terra ny Cleaning Challenge. Continuer la lecture
HOLAFITRY NY VADIN-TANY SY NY MPANAO LAVANTY: Tsy nisy mihitsy ny fandroahana olona Tao anatin’ny telo taona
Hiara-hiasa amin’ny fanjakana. Hiara-mahalala fa nandalo fotoan-tsarotra i Madagasikara noho ny valanaretina Covid-19. Continuer la lecture











