Auteur R Nirina


MAHABIBO : Seha-pihariana mahaliana ny tantsaha aty amin’ny distrikan’Ambilobe


11.000 hektara ny mahabibo eto Madagasikara. Nitombo 575 hektara ny misy mahabibo vaovao nadrindra ny roa taona nisian’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF, vatsian’ny vondrona Eropeanina ( UE ) sy ny Ministera federalin’ny Alemana momba ny Fiarahamiasa ara-toekerena sy Fampandrosoana (BMZ) vola ao anatin’ny fandaharan’asan’ny PAGE2/GIZ. Ny NITIDAE dia manana traikefa momba ny mahabibo aty Afrika no miandraikitra ity ny famokarana ny mahabibo  ao anatin’ny tetikasa AFAFI-Nord-AF. Continuer la lecture


FIFANINANANA MOMBA AGROECOLOGIE TAO BOENY : Mpianatra avy ao amin’ny sekoly Admis Manerinerina sy CEG Ampitolova no nandrombaka ny loka voalohany


Nampiova ny toetsain’ny mpianatra sy ny ray aman-dreny. Nikarakara fifaninanana  momba ny tontolo iainana sy “agroécologie” na fambolena maharitra ny GSDM nandritra ny atrikasa fanaovana tombana momba ny fampidirana ny “agroécologie” any an-tsekoly ao amin’ny faritra Boeny, ny 21 oktobra 2022. Continuer la lecture


RAVINALA AIRPORTS : L’aéroport international d’Antananarivo réalise un exercice général de simulation d’accident d’avion


Ravinala Airports, avec l’appui de Vincent Robert, en charge des exercices d’urgence de l’aéroport de Paris-Charles de Gaulles, a organisé ce lundi 17 octobre 2022 un exercice général de simulation d’accident d’avion, grandeur nature, sur le site de l’aéroport international d’Antananarivo, en coordination et avec l’appui de la Préfecture d’Antananarivo et de toutes les entités aéroportuaires. Continuer la lecture