Efa tsy zoviana amin’ny Malagasy rehetra ity atao hoe « fahatapahan-jiro maharitra na delestazy » ity. Fanina tanteraka ny mpanjifa ny herinaratry ny JIRAMA ankehitriny noho ny hafitsoky ny fahatapahana efa ho adin’ny telo amin’ny faritra maro eto Antananarivo. Ny tena mampalahelo, ny fanilihana ny olana amin’ny hafa. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
IAVOLOHA : Tsy navela hitondra finday ny mpanao gazety.
Nitokona tsy niditra ny lapam-panjakana Iavoloha ny mpanao gazety omaly sady nimenomenona. Anton’izany ny nandrarana ny tsy hitondra ny findain’ izy ireo izay anisan’ny fitaovana entina hanatanterahana ny asa fampita-baovao. Continuer la lecture
MANANDAFY Rakotonirina Miala amin’ny « décolonisation » mankamin’ny « mondialisation ».
Miala amin’ny fanjanahantany amin’ny endriny vaovao i Madagasikara ka miditra tanteraka ao amin’ny fanatontoloina. Izany raha fintinina ny famakafakan’ny filohan’ny MFM Manandafy Rakotonirina ny zotra harahan’ny firenena malagasy ankehitriny. Anterivava natokany ho an’i Délire Madagascar. Continuer la lecture
CARTE GRISE BIOMETRIQUE : Nahemotra amin’ny faran’ny volana martsa 2017.
Nahemotra ny faran’ny volana martsa 2017 ny fanovana ireo « carte grise » teo aloha ho « carte grise biometrique ». Nandray izao fanapahan-kevitra izao ny minisitry ny atitany sady praiministra lehiben’ny governemanta.
Anterivava : RAJAONARISON Charli Hyacinthe
« Manodidina 130.000 ny « carte grise biometrique» na 65% no efa vita ankehitriny », hoy ny tomponandraikitra ao amin’ny foibe mpanome laharan’ny fiara etsy Ambohidahy, RAJAONARISON Charli Hyacinthe.
Noho ny filaharana be sy ny fahitan’ny tomponandraikitra fa tsy tratra ny fotoana faran’ny volana desambra 2016 hanovan’izy ireo no nandraisana izao fanapahan-kevitra izao. Raha ny tombana, ho vita amin’ny volana febroary 2017 ny fanovana ireo ambony ireo. « Manentana ny olona mba tsy hiandry ny farany vao hanova fa izay no antony izao filaharam-be izao », hoy izy. Nanambara, ihany koa, izy fa tsy misy mpiasan’ny foibe mpanome laharan’ny fiara mijoro any ivelany kanefa tsy lavina ny fisian’ ireo mpisandoka. Miara-miasa amin’ny polisy izy ireo hiadiana amin’ireo mpanao ratsy ireo. Nanentana izy mba tsy handoa vola any ivelany fa efa misy ny « guichet unique » hanaovana izany. « Tsy maintsy ny tompony ihany no manova ny taratasy famantarana ny fiara fa rehefa tena tsy afaka ny tompony dia manao fahazoan-dalana ( procuration ) ary vita firaketana an-tsoratra ( enregistré ).
Nirina R.
FOCUS DEVELOPMENT: Araraotina ireo tsy manan-tsata.
Tsy manan-tsata, resaka tsy faheno kanefa misy eto Madagasikara. Mpiavy avokoa no niforonan’ny mponina teto. Mbola nitohy izany taty aoriana ka betsaka amin’izy ireo no niteraka teto an-toerana. Mijaly sy mahantra anefa ireo taranaka ireo satria tsy manan-jo ho olom-pirenena Malagasy vokatry ny lalana”. Iharan’ny fanararaotana mihitsy.
Izany indrindra no nahatonga ny Focus Development nanatontosa tetikasa “Gasy Jiaby” natokana ho an’ny “apatride” na ny tsy fananan-tsata. Continuer la lecture
AKAMA 67 HA: Appui de la Chine
La République Populaire de Chine, à travers son Ambassade à Antananarivo, a offert au centre d’éducation pour sourds AKAMA 67 ha deux écrans plats ainsi que des machines à bois assorties d’outils de travail pour l’atelier-école. Continuer la lecture
La Santé ailleurs
Comme à l’accoutumé, nous publions sans commentaire dans nos pages Sciences et Culture le courrier reçu du Dr Maurice Collin, un ami de Madagascar. Continuer la lecture
VISION MADAGASCAR: Mitohy indray ny asa sosialy amin’izao fety izao.
Isaky ny vanim-potoana ny fetin’ny noely sy ny farany taona, mandray anjara amin’ny asa sosialy ihany koa ireo orinasa na kely na lehibe. Nahazo ny anjara tandrifiny avy any amin’ny orinasa VIMA ny mpiasan’ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA). Continuer la lecture
DFP: Ovaina indray ny governemanta hahazoana ilay 10 miliara dolara?
Fomba fiasan’ny vondrona eropeanina voafaritry ny accord de Cotonou hifamatorany amin’ny ACP ny fanaovana “dialogue politique”. Vokatry ny saisine nataon’ny, nanatanteraka izany tamin’ny governemanta Malagasy ity vondrona ity. Continuer la lecture
CFI : Hervé Rakotozanany
Anterivava : Rakotozanany Hervé
Délire Madagascar (DM) : Rakotozanany Hervé, nandray anjara niaraka tamin’ny CFI tamy fanofanana ianao. Inona moa ny tena vontoatiny ? Continuer la lecture











