La Haute Cour Constitutionnelle (HCC), sous haute sécurité a proclamé solennellement les résultats officiels définitifs du second tour de l’élection présidentielle du 19 décembre dernier. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
VOEUX D’IAVOLOHA: Absence du PM Ntsay et du clan Rajoelina
La cérémonie de présentation des voeux de Nouvel An sous l’égide du Président par intérim Rivo Rakotovao et de sa femme, s’est bien déroulée au Palais d’Etat d’Iavoloha, hier 7 Décembre. Continuer la lecture
MARC RAVALOMANANA « La vérité, rien que la vérité ! »
Le Candidat N°25 Marc Ravalomanana, non moins ancien président de la République a honoré de sa présence, lundi dernier la présentatation de voeux d’Iavoloha. Continuer la lecture
Analakely : Lasa tanàna haolo
Nipoaka ny « gaz à lacrymogène » tetsy Analakely 30 minitra lasa izay. Lasa tanàna haolo noho izany ilay toerana be olona mivezivezy sy anjakan’ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Mihidy avokoa ny mpivarotra, tsy misy fiara mandeha anisan’izany ny taxi-be. Continuer la lecture
PREFEKTIORAN’ANTANANARIVO :Hisakana ny hetsika etsy amin’ny kianjan’ i 13 Mey
Nanapa-kevitra ny prefektioran’Antananarivo fa tsy nomena alalana hanao hetsika eo amin’ny kianjan’ny 13 Mey (Parvis ) ny K25 hiaro ny safidiny. Sady io maraina io ihany koa vao nanatitra ny fangatahany izay tsy tafiditra ao antin’ny lalàna intsony fa tara satria tokony roa andro mialoha ny hetsika no nanaterana ny fangatahana fahazoan-dalana io.
Mety misy fiantraikany amin’ny filaminam-bahoaka io hetsika io hoy ny prefet Antananarivo, Jeneraly Angelo Ravelonarivo. Raha ny fantatra dia miaro ny safidiny ihany koa ny andaniny ka mety ho avy ao ka hiteraka fifandonana izany. Manana roa andro izy ireo hanao fitoriana eny amin’ny HCC raha misy ny tsy nety tamin’iny fifidianana iny araka ny lalana 2018/009 relative amin’ny fifidianana filoham-pirenena fa tsy ny fitarihana ny olona hidina an-dalambe.
Manintona ny sain’ny vahoakan’Antananarivo mba ho mailo tsy ho voatarika amin’ny toe-javatra tsy ara-dalana toy io.
Nirina R.
Attention danger !
Finie la trêve de Noël, celle du nouvel an est dans l’expectative. En effet, le contexte politique postélectoral semble être des plus délétères. Continuer la lecture
CONFRONTATION DES PV: Des anomalies soulevées
Pas de trêve de Noël pour l’équipe Legal Team du K25 et CO 25 (Comité d’Ouverture) qui depuis quelques jours procède à la confrontation des procès verbaux des élections dans le locaux de la CENI Alarobia. Continuer la lecture
CENI: Hiala amin’ny lalàna
Araka ny lalàna fehizoro laharana 2018/008 andininy 52 ao amin’ny andininy 192 dia ny fampitahana ny fitanana an-tsotra (PV) ihany no azon’ny Vaomiera Mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) atao sy fahefana ananany. Continuer la lecture
GASY FOOT: Raikitra ny tournoi « the best fans »
Lalao maka tahaka ny champion’s league ny the best fans. Miahy ny tournoi « the best fans » andiany faharoa ny mpilalao baolina kitra kalaza, Abel Anicet Andriamanantena. Continuer la lecture
FETIN’NY NOELY: Misesy lany ny fizaràna fanomezana
Amin’izao fetin’ny noely izao, nahatsiaro ireo ankizy sahirana ao amin’ny fokontany misy ny orinasany ny “Vima real Estate” (VRE). Isan-taona, mizara hafaliana ho an’ireo ankizy ao amin’ny fokontany Ankorondrano Andranomahery izay foiben-toeran’ny orinasa sy ireo ankizy ao amin’ny kaominina Ambohibao Antehiroka ny Vima. Continuer la lecture











