Kandida maro no efa nitaraina amin’ny fisian’ny hosoka tamin’iny fihodinana voalohany iny. Fomba isan-karazany no mety fisehon’ny fangalaram-bato amin’ny fifidianana izany. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
RAHARAHA MBOLA RAJAONAH: Ahiana ho tonga any amin’ny fisamborana
Mihenjana amin’ny raharaha momban’i Mbola Rajaonah ny Bianco. Ny 28 Novambra 2018 lasa teo no naharay ny fampiantsoana azy ho eny amin’ny « Birao mahaleotena mpirenena mahaleo tena misahana ny ady amin’ny kolikoly » ( Bianco) ny 12 Desambra 2018 lasa teo izy. Noho ny tsy maha eto Antananarivo azy anefa dia nangataka ny hanaovana ny famotorana azy amin’ny 20 Desambra 2018 ny mpiaro an’i Mbola Rajaonah. « Nivezivezy teny amin’ny bianco hatrany izahay teo anelanelan’ireo fotoana ireo nitondra ny taratasy fampahafantarana ny tsy fahatratraran’i Mbola Rajaoanah ny fotoana hanaovana ny famotorana. Nampahafantarina azy ireo fa tsy ho tonga izy noho ny toetr’andro ratsy sy ny asany. Izay no antony nangatahanay ny fanemorana ny famotorana azy », hoy ny mpisolo vava azy, Eric Rafidison. Ho tonga any amin’ny fisamborana azy ny raharaha raha mitohy izao fihenjanan’ny bianco izao. Nitabataba mafy sady nampiseho fahatezerana tamin’ireto mpisolo vava ireto ny Tale jeneralin’ny Bianco, Jean Louis Andriamifidy raha nifanena azy ireo teny an-dalatsara. Tsy dia fahita izany « police judiciaire » mitabataba ny mpisolo vava izay hitondra fanazavana, hoy hatrany ireto mpisolo vava azy ireto.
Antonta-taratasy
Mahagaga ny fahasahian’ny tale jeneralin’ny biaco milaza ampahibemaso milaza fa misy ny « vesatra » anenjehana an’i Mbola Rajaonah kanefa tsy mbola nandalo famotorana akory izy, hoy ny mpisolo vava azy. Tsy voahaja noho izany ny tsiambaratelon’ny famotorana. Rehefa dinihana ireo fihetsika ataony ireo izao dia mipetraka ao amin’ireto mpisolo vava ireto ny fanontaniana hoe, nahoana no atao tery vay manta toy izao ity raharaha ity.
Tsy nomena ny mpisolo vava azy ny antonta-taratasy momban’ny antony izao fampiantsona izao raha tsy ny andron’ny 12 Desambra 2018 hanaovana ny famotorana an’i Mbola Rajaonah. Nomarihan’izy ireo fa efa nanomboka ny fandraisana ny fampiatsona azy no nangataka izany ny mpisolo vava azy kanefa tsy nomena izany. Gaga anefa ireto mpisolo vava ireto fa ny antonta-taratasy efa vita famotorana ka efa lasa eny amin’ny fitsarana ihany izao hanaovana famotorana azy izao indray. Raha ny tokony ho izy anefa tsy azon’ny police judiciaire atao intsony ny manao famotorana indray rehefa lasa eny amin’ny fitsarana ny raharaha, hoy ny mpisolo vava. Azo atao ihany anefa ny hanatanteraka zavatra ao anatin’ny antontaratasy izany rehefa ny fitsarana no maniraka ny police judiciaire hanao izany.
Nomarihan’izy ireo fa antonta-taratasy avy amin’ny « Sampandraharaha iadiana amin’ny famotsim-bola » (Samifin) ny 04 Mai 2018 ihany ity raharaha ity.
Nirina R.
MPISOLOVAVA AN’I MBOLA RAJAONAH: Tsy voahaja ny tsiambaratelo ny fanadihadiana
“Mampanontany tena ny tsy fanarahan-dalàna momba ny raharaha Mbola Joseph Rajaonah”, hoy ny mpisolovavany, Eric Rafidison. Continuer la lecture
Handicap et/ou atout
Marc Ravalomanana ne prononce pas très bien le français, ses accords et ses conjugaisons sont loin d’être irréprochables… Et alors ? Ne pas maîtriser la langue de Molière est-il un handicap voire un pêché pour un dirigeant malgache ? Continuer la lecture
FIKAMBANANA TSIORINTSOA: Manao ny asa tsy vitan’ny fanjakana
“Matoa betsaka ny fikambanana mpanao asa soa dia misy lesoka avy any amin’ny fitondram-panjakana”, hoy ny fikambanana Tsiorintsoa Atsimondrano. Continuer la lecture
TABERA RANDRIAMANANTSOA: « Vato namelan-kafatra izahay »
Efa nanao dingana amin’ny fampihavanana azy mirahalahy manao fihodinana faharoa i Profesora Zafy Albert talohan’ny nandaozany an’ny tany. Fantatry ny kandidà Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana izany. Continuer la lecture
KANDIDA MARC RAVALOMANANA: « Mifanandrina ny tsara sy ny ratsy »
Fihaonana tamin’ireo mpanara-dia ny kandida Marc Ravalomanana teny amin’ny QG misy ny K25 no nentiny nanombohana ny fampielezan-kevitry ny laharana faha 25. Continuer la lecture
« COUPE DE LA CONFEDERATION SY LIGUE DES CHAMPIONS »: Ho mafy ny lalao miverina
Tsy gaga tamin’ny vokatra nitranga teo Mahamasina iny ny mpanazatra an’i Deportivo Unidad avy atsy Guinée Equatorial. « Reraka izahay satria iray andro mialoha ny lalao izahay vao tonga sady 15 ora no nanaovana ny dia ». Continuer la lecture
TOERAM-PIALAMBOLY “MILALAOO”: Tsy fahita any an-kafa
Mitovy lenta amin’ny toerana fialana voly any ivelany ireny ny ao amin’ny “Milalaoo”. Raha eto Madagasikara, karazana kilalao mihoatra ny 25 tsy fahita any an-kafa azo lalaovina ao. Misy ny kilalao ao anaty trano toy ny “outrun racing”, “motor game”, “basket ball game, mini basket ball, game, hunting zone… Ankoatra ireo, misy ihany koa ny kilalao eny an-tokontany toy “swing” (chaise volante), “jumping frog”, “pendulum”, “bumblebee car” (voiture Ferrari)… Natao ho an’ny mpianakavy ny toeram-pialàna voly “Milalaoo”. Nambaran’ny tomponandraikitra, Valérie Rasoamanana fa tsy ny ankizy ihany no afaka milalao ao fa misy ihany koa ny kilalao natao ho an’ny olon-dehibe te hanala sorisory, te hiala voly.
Tsy voatery mandeha lavitra vao mahita toeram-pialamboly. Eo anoloan’ny “centre commercial Akoor Digue”, Andohatapenaka no ahitana ny “Milalaoo”. Nanamafy ny tomponandraikitra avy ao amin’ny Akoor, Valérie Rasoamanana nandritra ny tafa tamin’ny mpanao gazety, omaly 29 novambra 2018 fa ovaina isaky ny enim-bolana ny kilalao arakaraky ny fankafizan’ny mpitsidika. Manomboka amin’ny 2000 Ariary ka hatramin’ny 20.000 Ariary ny sarany kilalao ao amin’ny “Milalaoo”. Amin’ny alalan’ny “carte” avokoa no ahafahana milalao. Raha ny fanampim-panazavana nomen’ny tomponandraikitry ny serasera an’ny Akoor, Josceline Andriamiarintsoa, hisokatra ny 5 desambra 2018 ny toeram-pilalaovana ary ny 7 desambra 2018 kosa ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy.
Lynda A.
Sary
PROBLEMATIQUE DE LOGEMENT EN EUROPE: Le dr métraux a cité des cas malgaches
Le crucial problème de logement n’est pas seulement que malgache. Courant octobre, Habitat-Humanisme a organisé à Paris la 17ème édition du Séminaire de l’Accompagnement 2018. « Relever ensemble les nouveaux défis ! », c’est le slogan adopté par cette entité présidée par Bernard Devert.
Deux jours durant, quelques centaines de personnes en provenance des différentes régions de l’Hexagone ont planché autour de divers focus dérivés de la thématique du logement en Europe, notamment en France. Des sites d’hébergement ont été réservés à cet effet pour les non Parisiens. L’accueil des participants a été régi par Alix Guibert, Responsable de l’Accompagnement.
Grand Paris.
L’atelier a eu lieu non loin de la Place de la Nation en plein cœur de la capitale française. Il s’est tenu
à l’Espace conférence des Diaconesses, 18, rue du Sergent Bauchat, Paris 12ème.
A juste titre, priorité est donnée au Délégué Interministériel à l’hébergement et à l’accès au logement Sylvain Mathieu. Ce dernier a exposé de long en large le sujet : « Le Logement d’Abord », par des informations pratiques.
Ensuite, les participants ont eu le choix de s’inscrire à l’un des quatre ateliers, à savoir :
- Les publics concernés par la déclinaison du logement d’abord.
- Donner envie de rejoindre Habitat-Humanisme pour accompagner les familles !
- Les nouvelles thématiques d’accompagnement : les solutions pour l’accès à Internet et l’usage d’un ordinateur – les activités d’utilité sociale et le retour à l’emploi.
- Le pouvoir d’agir des locataires et résidents.
Des visites culturelles en groupes ont été organisées, dont la découverte des trésors de l’île de la Cité. Pour terminer la première journée, un repas est offert dans un cadre chargé d’histoire : La Conciergerie.
La seconde journée est amorcée par l’intervention d’ATD Quart-Monde autour de la Journée Mondiale de Lutte Contre la Misère. Avant un déjeuner champêtre convivial à travers les jardins et espace boisé de l’hôpital Les Diaconesses, trois ateliers au choix sur inscription ont terminé la matinée :
- Accueillir et accompagner des migrants à Habitat-Humanisme.
- Les évolutions de l’accompagnement : animations collectives et nouvelles organisations tout en maintenant un lien individuel avec les locataires.
- Les nouvelles thématiques d’accompagnement : la culture et les vacances.

Les clowns ont retenu une image de Madagascar à travers le langage de Métraux
L’après-midi, l’auditorium était plein à craquer pour la séance de clôture précédée des actualités du Pôle Accompagnement/Fédération. La conférence, centre d’intérêt du séminaire, a été animée par le Dr Jean-Claude Métraux, Pédopsychiatre à Lausanne, spécialiste des migrants et des publics en grande précarité, auteur de « la migration comme métaphore », « Deuils collectifs et création sociale ». Le médecin lausannois, Maitre de Conférences à la Faculté de Médecine de l’Université de Lausanne a usé de toutes ses ressources pour aborder la problématique de l’habitat et développer le problème des barrières linguistiques à travers l’Europe occidentale, notamment en France. Il n’a pas caché non plus son scepticisme quant à une meilleure qualité de la France, et même de la Suisse, d’être des exemples d’hospitalité, et par ricochet de démocratie…
Jean-Claude Métraux, un ami de longue date de Madagascar n’a en aucun moment de son cours magistral dispensé dans l’auditorium oublié de citer des cas malgaches, à tel point que les clowns lui ont demandé s’il va consacrer ses vacances à Madagascar.
Jean-Claude Métraux, un gauchisant suisse, est le fondateur de l’association « Appartenances » qui regroupe en son sein les immigrés en Suisse en provenance des pays de l’Est dominés par des troubles à l’instar de l’Albanie et des Etats de l’ex-Yougoslavie.
Razaka Oliva
















