Nanomboka omaly ary hifarana anio 15 Febroary ny hetsika « Salon de l’étudiant » fidirana Febroary 2019 amin’ny fianarana ambaratonga ambony. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
« AUTO ECOLE »: Tsy ampy ny foto-drafitr’asa
Sahirana mihitsy ireo toeram-pampianarana fiarakodia « Auto école » amin’ny tsy fahampian’ny foto-drafitr’asa. Continuer la lecture
« Salon de l’étudiant »: Roa andro ho an’ny mpianatra
Sahiran-tsaina ireo mpianatra vao afaka bakalorea tamin’ny taona 2018 ka tsy mbola tafiditra tamin’ny volana Novambra 2018 iny. Maro ny antony nahatonga izany. Continuer la lecture
« SECOURS ISLAMIQUE FRANCE »: Nanolo-tanana ireo tra-boina tany Atsimo
Nametraka takaitra tamin’ny faritra atsimon’ny nosy iny ilay rivo-doza « Eketsang » tany amin’ny fari-dranomasin’i Mozambika ny herinandron’ny 21 Janoary 2019. Continuer la lecture
RAHARAHAN’NY « RANO »: Mifanohitra ny nambaran’ny Ministra sy ilay mpanao gazety
« Tsy marina mihitsy ny fisian’ny mpanao gazety nosamborina izany. Continuer la lecture
FIANARANA AMBARATONGA AMBONY: Mampiakatra fari-piainana
Efa namoaka olona ambony nitàna andraikitra lehibe teto amin’ny firenena toy ny ministra, praiministra sy ny maro tsy voatanisa ny fianarana ambaratonga ampitan-davitra CNTEMAD. Continuer la lecture
RDJ MOZIKA : Ireo mpanakanto mendrika indrindra
Hetsika natokana ho an’ny mpanakanto Malagasy ny Rdj mozika. Ho fantatra amin’ny Sabotsy 02 febroary 2019 izao ireo mpanakanto mendrika izay mifanina ka ho safidian’ny mpihainon’ny RDJ. Continuer la lecture
AKFM-FANAVAOZANA Hanomana mpitarika vonona hitondra
30 taona lasa, efa tany amin’ny taona 1989 nijoroan’ny antoko AKFM-FANAVAOZANA no nivoy ny « fisandratana » ny antoko araka ny teny filamatra hoe : « Ny fanandratana an’i Madagasikara ». Continuer la lecture
MPIKAMBANA AO AMIN’NY GOVERNEMANTA: Hamadika ny velirano ho fampandrosoana
Ny ampitson’ny fanendrena ireo mpikambana ao amin’ny governemanta vaovao tarihin’i Christian Ntsay ihany dia niroso tamin’ny famindram-pahefana ireo ministra maromaro. Continuer la lecture











